Al-Haqqah · 11/52
Fandikana Fanononana — Surah Al-Haqqah
إِنَّا لَمَّا طَغَى الْمَاءُ حَمَلْنَاكُمْ فِي الْجَارِيَةِ ۝١١
Innaa lammaa taghal maaa`u hamalnaakum fil jaariyah
📖 Dikany Malagasy
Rehefa tondraka ny rano dia Izahay no nampiditra anareo tao anatin'ny sambofiara.

🎧 Henoy


📜 Andininy 9-13 — Surah Al-Haqqah

9وَجَاءَ فِرْعَوْنُ وَمَن قَبْلَهُ وَالْمُؤْتَفِكَاتُ بِالْخَاطِئَةِ
Ary tonga i Faraona sy ny teo alohany ary ireo tanàna noravana dia samy nanao fahotana avokoa.
10فَعَصَوْا رَسُولَ رَبِّهِمْ فَأَخَذَهُمْ أَخْذَةً رَّابِيَةً
Tsy nankato ny Iraky ny Tompony izy ireo, ka nosaziany tamin'ny fomba tsy ahafahany manohitra.
11إِنَّا لَمَّا طَغَى الْمَاءُ حَمَلْنَاكُمْ فِي الْجَارِيَةِ
Rehefa tondraka ny rano dia Izahay no nampiditra anareo tao anatin'ny sambofiara.
12لِنَجْعَلَهَا لَكُمْ تَذْكِرَةً وَتَعِيَهَا أُذُنٌ وَاعِيَةٌ
Mba hataonay fampahatsiarovana ho anareo, ka ho voatahirin'ny sofina mahare tsara.
13فَإِذَا نُفِخَ فِي الصُّورِ نَفْخَةٌ وَاحِدَةٌ
Ka rehefa ho tsofina amin'ny feo tokana ny anjomara.
Al-HaqqahFizahan-takila Koraña
52Andininy
MeccanRevelation
11Andininy

Fandikana — Al-Haqqah 11

Surah Al-Haqqah Andininy 11 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Rehefa tondraka ny rano dia Izahay no nampiditra anareo tao…

Surah Andininy 11/52 — Surah Al-Haqqah الحاقة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Haqqah Henoy, Surah Al-Haqqah Fandikana, Surah Al-Haqqah mp3, Surah Al-Haqqah pdf. Andininy 9–13. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers