Al-Haqqah · 13/52
Fandikana Fanononana — Surah Al-Haqqah
فَإِذَا نُفِخَ فِي الصُّورِ نَفْخَةٌ وَاحِدَةٌ ۝١٣
Fa izaa nufikha fis soori nafkhatunw waahidah
📖 Dikany Malagasy
Ka rehefa ho tsofina amin'ny feo tokana ny anjomara.

🎧 Henoy


📜 Andininy 11-15 — Surah Al-Haqqah

11إِنَّا لَمَّا طَغَى الْمَاءُ حَمَلْنَاكُمْ فِي الْجَارِيَةِ
Rehefa tondraka ny rano dia Izahay no nampiditra anareo tao anatin'ny sambofiara.
12لِنَجْعَلَهَا لَكُمْ تَذْكِرَةً وَتَعِيَهَا أُذُنٌ وَاعِيَةٌ
Mba hataonay fampahatsiarovana ho anareo, ka ho voatahirin'ny sofina mahare tsara.
13فَإِذَا نُفِخَ فِي الصُّورِ نَفْخَةٌ وَاحِدَةٌ
Ka rehefa ho tsofina amin'ny feo tokana ny anjomara.
14وَحُمِلَتِ الْأَرْضُ وَالْجِبَالُ فَدُكَّتَا دَكَّةً وَاحِدَةً
Ary dia voahainga sy hazera indray mandeha ny tany sy ireo tendrombohitra.
15فَيَوْمَئِذٍ وَقَعَتِ الْوَاقِعَةُ
Amin'izay andro izay dia hiseho ilay toe-javatra.
Al-HaqqahFizahan-takila Koraña
52Andininy
MeccanRevelation
13Andininy

Fandikana — Al-Haqqah 13

Surah Al-Haqqah Andininy 13 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ka rehefa ho tsofina amin'ny feo tokana ny anjomara.

Surah Andininy 13/52 — Surah Al-Haqqah الحاقة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Haqqah Henoy, Surah Al-Haqqah Fandikana, Surah Al-Haqqah mp3, Surah Al-Haqqah pdf. Andininy 11–15. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers