Al-A'raf · 198/206
Fandikana Fanononana — Al-A'raf
وَإِن تَدْعُوهُمْ إِلَى الْهُدَىٰ لَا يَسْمَعُوا ۖ وَتَرَاهُمْ يَنظُرُونَ إِلَيْكَ وَهُمْ لَا يُبْصِرُونَ ١٩٨
Transliteration
Wa in tad`oohum ilal hudaa laa yasm`oo wa taraahum yanzuroona ilaika wa hum laa yubsiroon
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Ary raha miantso azy ireo ianareo ho amin’ny tari-dàlana dia tsy maheno izy ireo, ary ho hitanao izy ireo mijery anao nefa tsy mahita akory.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 196-200 — Al-A'raf
196إِنَّ وَلِيِّيَ اللَّهُ الَّذِي نَزَّلَ الْكِتَابَ ۖ وَهُوَ يَتَوَلَّى الصَّالِحِينَ
Marina fa ny mpiahy ahy dia Allah izay nampidina ny boky (Kor’any). ary Izy no miandraikitra ny fiarovana ireo olona mendrika.
197وَالَّذِينَ تَدْعُونَ مِن دُونِهِ لَا يَسْتَطِيعُونَ نَصْرَكُمْ وَلَا أَنفُسَهُمْ يَنصُرُونَ
Ary ireo izay antsoinareo ankoatrany dia tsy afaka hanavotra anareo, na koa hanavotra ny tenany.
198وَإِن تَدْعُوهُمْ إِلَى الْهُدَىٰ لَا يَسْمَعُوا ۖ وَتَرَاهُمْ يَنظُرُونَ إِلَيْكَ وَهُمْ لَا يُبْصِرُونَ
Ary raha miantso azy ireo ianareo ho amin’ny tari-dàlana dia tsy maheno izy ireo, ary ho hitanao izy ireo mijery anao nefa tsy mahita akory.
199خُذِ الْعَفْوَ وَأْمُرْ بِالْعُرْفِ وَأَعْرِضْ عَنِ الْجَاهِلِينَ
Raiso izay azo leferina sy mandidia amin’ny tsara, ary halaviro ireo olona minia tsy mahafantatra.
200وَإِمَّا يَنزَغَنَّكَ مِنَ الشَّيْطَانِ نَزْغٌ فَاسْتَعِذْ بِاللَّهِ ۚ إِنَّهُ سَمِيعٌ عَلِيمٌ
Raha mitady hanelingelina anao amin’ny ratsy ny Satana, dia mangataha fiarovana amin’I Allah ianao. Marina fa Izy dia Maheno sy Mahalala ny zava-drehetra.
Al-A'rafFizahan-takila Koraña
206Andininy
MeccanRevelation
198Andininy
Fandikana — Al-A'raf 198
Surah Al-A'raf Andininy 198 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary raha miantso azy ireo ianareo ho amin’ny tari-dàlana dia…Surah Andininy 198/206 — Al-A'raf الأعراف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-A'raf Henoy, Al-A'raf Fandikana, Al-A'raf mp3, Al-A'raf pdf. Andininy 196–200. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








