Al-A'raf · 68/206
Fandikana Fanononana — Al-A'raf
أُبَلِّغُكُمْ رِسَالَاتِ رَبِّي وَأَنَا لَكُمْ نَاصِحٌ أَمِينٌ ۝٦٨
Uballighukum Risaalaati Rabbee wa ana lakum naasihun ameen
📖 Dikany Malagasy
Mampita aminareo ireo hafatry ny Tompoko Aho ary Izaho dia mpanolo-tsaina azo antoka ho anareo.
🎧 Henoy

📜 Andininy 66-70 — Al-A'raf

66قَالَ الْمَلَأُ الَّذِينَ كَفَرُوا مِن قَوْمِهِ إِنَّا لَنَرَاكَ فِي سَفَاهَةٍ وَإِنَّا لَنَظُنُّكَ مِنَ الْكَاذِبِينَ
Niteny ireo loholon’ireo izay tsy nino tamin’ny vahoakany nanao hoe : “Tena marina fa izahay dia mahita anao fa kely saina, ary tena mihevitra anao ho anisan’ireo mpandainga Izahay”.
67قَالَ يَا قَوْمِ لَيْسَ بِي سَفَاهَةٌ وَلَٰكِنِّي رَسُولٌ مِّن رَّبِّ الْعَالَمِينَ
Niteny Izy nanao hoe : “Ry vahoakako ! Tsy ao anaty fahakelezan-tsaina velively aho, fa Izaho kosa dia Iraka avy amin’ny Tompon’izao Tontolo izao”.
68أُبَلِّغُكُمْ رِسَالَاتِ رَبِّي وَأَنَا لَكُمْ نَاصِحٌ أَمِينٌ
Mampita aminareo ireo hafatry ny Tompoko Aho ary Izaho dia mpanolo-tsaina azo antoka ho anareo.
69أَوَعَجِبْتُمْ أَن جَاءَكُمْ ذِكْرٌ مِّن رَّبِّكُمْ عَلَىٰ رَجُلٍ مِّنكُمْ لِيُنذِرَكُمْ ۚ وَاذْكُرُوا إِذْ جَعَلَكُمْ خُلَفَاءَ مِن بَعْدِ قَوْمِ نُوحٍ وَزَادَكُمْ فِي الْخَلْقِ بَسْطَةً ۖ فَاذْكُرُوا آلَاءَ اللَّهِ لَعَلَّكُمْ تُفْلِحُونَ
Moa ve gaga ianareo raha tonga aminareo ny fampatsahivana avy amin’ny Tomponareo, izay nentin’ny olona iray avy aminareo mba hampitandrina anareo ? Ary mahatsiarova ianareo raha nataony ho mpandimby toerana taorian’ny vahoakan’i Noa, ary nampitomboiny ianareo tamin’ny vatana (fahatanjahana). Ka tsarovinareo ireo fahasoavan’I Allah angamba hahazo fahombiazana ianareo”.
70قَالُوا أَجِئْتَنَا لِنَعْبُدَ اللَّهَ وَحْدَهُ وَنَذَرَ مَا كَانَ يَعْبُدُ آبَاؤُنَا ۖ فَأْتِنَا بِمَا تَعِدُنَا إِن كُنتَ مِنَ الصَّادِقِينَ
Niteny izy ireo nanao hoe : “Moa ve tonga aty aminay Ianao mba hanompoanay Allah Irery ihany, ary mba hamelanay izay notompoin’ireo razambenay ? Ento aminay àry izay nampitandremanao anay (amin’ny sazy) raha anisan’ireo mpilaza ny marina tokoa Ianao”.
Al-A'rafFizahan-takila Koraña
206Andininy
MeccanRevelation
68Andininy

Fandikana — Al-A'raf 68

Surah Al-A'raf Andininy 68 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Mampita aminareo ireo hafatry ny Tompoko Aho ary Izaho dia…

Surah Andininy 68/206 — Al-A'raf الأعراف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-A'raf Henoy, Al-A'raf Fandikana, Al-A'raf mp3, Al-A'raf pdf. Andininy 66–70. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers