Noahy · 7/28
Fandikana Fanononana — Noahy
وَإِنِّي كُلَّمَا دَعَوْتُهُمْ لِتَغْفِرَ لَهُمْ جَعَلُوا أَصَابِعَهُمْ فِي آذَانِهِمْ وَاسْتَغْشَوْا ثِيَابَهُمْ وَأَصَرُّوا وَاسْتَكْبَرُوا اسْتِكْبَارًا ۝٧
Wa inee kullamaa da`awtuhum litaghfira lahum ja`alooo asaabi`ahum fee aazaanihim wastaghshaw siyaabahum wa asaarroo wastakbarus tikbaaraa
📖 Dikany Malagasy
Ary isaky ny miantso azy ireo aho, mba hamelanao ny helony, dia nataon'izy ireo teo amin'ny sofiny ny rantsan-tanany, ary nasarony tamin'ny akanjony, be di-doha sady feno fanamboniantena.
🎧 Henoy

📜 Andininy 5-9 — Noahy

5قَالَ رَبِّ إِنِّي دَعَوْتُ قَوْمِي لَيْلًا وَنَهَارًا
Dia hoy izy : "Tompo o ! Niantso ny vahoakako andro aman'alina aho."
6فَلَمْ يَزِدْهُمْ دُعَائِي إِلَّا فِرَارًا
Kanefa tsy nampitombo afa-tsy ny fandosiran'izy ireo ny antsoko.
7وَإِنِّي كُلَّمَا دَعَوْتُهُمْ لِتَغْفِرَ لَهُمْ جَعَلُوا أَصَابِعَهُمْ فِي آذَانِهِمْ وَاسْتَغْشَوْا ثِيَابَهُمْ وَأَصَرُّوا وَاسْتَكْبَرُوا اسْتِكْبَارًا
Ary isaky ny miantso azy ireo aho, mba hamelanao ny helony, dia nataon'izy ireo teo amin'ny sofiny ny rantsan-tanany, ary nasarony tamin'ny akanjony, be di-doha sady feno fanamboniantena.
8ثُمَّ إِنِّي دَعَوْتُهُمْ جِهَارًا
Avy eo dia nantsoiko an-karihary izy ireo.
9ثُمَّ إِنِّي أَعْلَنتُ لَهُمْ وَأَسْرَرْتُ لَهُمْ إِسْرَارًا
Avy eo nanaovako fanambarana ampahibemaso (izy ireo), sy bitsika miafina.
NoahyFizahan-takila Koraña
28Andininy
MeccanRevelation
7Andininy

Fandikana — Noahy 7

Surah Noahy Andininy 7 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary isaky ny miantso azy ireo aho, mba hamelanao ny…

Surah Andininy 7/28 — Noahy نوح (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Noahy Henoy, Noahy Fandikana, Noahy mp3, Noahy pdf. Andininy 5–9. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers