Noahy · 6/28
Fandikana Fanononana — Surah Noahy
فَلَمْ يَزِدْهُمْ دُعَائِي إِلَّا فِرَارًا ۝٦
Falam yazid hum du`aaa `eee illaa firaaraa
📖 Dikany Malagasy
Kanefa tsy nampitombo afa-tsy ny fandosiran'izy ireo ny antsoko.

🎧 Henoy


📜 Andininy 4-8 — Surah Noahy

4يَغْفِرْ لَكُم مِّن ذُنُوبِكُمْ وَيُؤَخِّرْكُمْ إِلَىٰ أَجَلٍ مُّسَمًّى ۚ إِنَّ أَجَلَ اللَّهِ إِذَا جَاءَ لَا يُؤَخَّرُ ۖ لَوْ كُنتُمْ تَعْلَمُونَ
Mba hamelany ny helokareo sy hanomezany fanemoram-potoana ho anareo, hatramin'ny fotoana voafetra. Saingy rehefa tonga ny fotoana noferan'I tompo Allah dia tsy ho azo ahemotra intsony izany, raha mba fantatrareo mantsy !
5قَالَ رَبِّ إِنِّي دَعَوْتُ قَوْمِي لَيْلًا وَنَهَارًا
Dia hoy izy : "Tompo o ! Niantso ny vahoakako andro aman'alina aho."
6فَلَمْ يَزِدْهُمْ دُعَائِي إِلَّا فِرَارًا
Kanefa tsy nampitombo afa-tsy ny fandosiran'izy ireo ny antsoko.
7وَإِنِّي كُلَّمَا دَعَوْتُهُمْ لِتَغْفِرَ لَهُمْ جَعَلُوا أَصَابِعَهُمْ فِي آذَانِهِمْ وَاسْتَغْشَوْا ثِيَابَهُمْ وَأَصَرُّوا وَاسْتَكْبَرُوا اسْتِكْبَارًا
Ary isaky ny miantso azy ireo aho, mba hamelanao ny helony, dia nataon'izy ireo teo amin'ny sofiny ny rantsan-tanany, ary nasarony tamin'ny akanjony, be di-doha sady feno fanamboniantena.
8ثُمَّ إِنِّي دَعَوْتُهُمْ جِهَارًا
Avy eo dia nantsoiko an-karihary izy ireo.
NoahyFizahan-takila Koraña
28Andininy
MeccanRevelation
6Andininy

Fandikana — Noahy 6

Surah Noahy Andininy 6 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Kanefa tsy nampitombo afa-tsy ny fandosiran'izy ireo ny antsoko.

Surah Andininy 6/28 — Surah Noahy نوح (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Noahy Henoy, Surah Noahy Fandikana, Surah Noahy mp3, Surah Noahy pdf. Andininy 4–8. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers