Noahy · 8/28
Fandikana Fanononana — Surah Noahy
ثُمَّ إِنِّي دَعَوْتُهُمْ جِهَارًا ۝٨
Summa innee da`aw tuhum jihaara
📖 Dikany Malagasy
Avy eo dia nantsoiko an-karihary izy ireo.

🎧 Henoy


📜 Andininy 6-10 — Surah Noahy

6فَلَمْ يَزِدْهُمْ دُعَائِي إِلَّا فِرَارًا
Kanefa tsy nampitombo afa-tsy ny fandosiran'izy ireo ny antsoko.
7وَإِنِّي كُلَّمَا دَعَوْتُهُمْ لِتَغْفِرَ لَهُمْ جَعَلُوا أَصَابِعَهُمْ فِي آذَانِهِمْ وَاسْتَغْشَوْا ثِيَابَهُمْ وَأَصَرُّوا وَاسْتَكْبَرُوا اسْتِكْبَارًا
Ary isaky ny miantso azy ireo aho, mba hamelanao ny helony, dia nataon'izy ireo teo amin'ny sofiny ny rantsan-tanany, ary nasarony tamin'ny akanjony, be di-doha sady feno fanamboniantena.
8ثُمَّ إِنِّي دَعَوْتُهُمْ جِهَارًا
Avy eo dia nantsoiko an-karihary izy ireo.
9ثُمَّ إِنِّي أَعْلَنتُ لَهُمْ وَأَسْرَرْتُ لَهُمْ إِسْرَارًا
Avy eo nanaovako fanambarana ampahibemaso (izy ireo), sy bitsika miafina.
10فَقُلْتُ اسْتَغْفِرُوا رَبَّكُمْ إِنَّهُ كَانَ غَفَّارًا
Ka hoy aho : "Mangataha famelan-keloka amin'ny Tomponareo ianareo, fa Mpamela heloka tokoa Izy."
NoahyFizahan-takila Koraña
28Andininy
MeccanRevelation
8Andininy

Fandikana — Noahy 8

Surah Noahy Andininy 8 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Avy eo dia nantsoiko an-karihary izy ireo.

Surah Andininy 8/28 — Surah Noahy نوح (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Noahy Henoy, Surah Noahy Fandikana, Surah Noahy mp3, Surah Noahy pdf. Andininy 6–10. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers