Al-Muddaththir · 22/56
Fandikana Fanononana — Surah Al-Muddaththir
ثُمَّ عَبَسَ وَبَسَرَ ۝٢٢
Summa `abasa wa basar
📖 Dikany Malagasy
Nikentrona izy no sady nanjombona ny endriny.

🎧 Henoy


📜 Andininy 20-24 — Surah Al-Muddaththir

20ثُمَّ قُتِلَ كَيْفَ قَدَّرَ
Eny ! Aoka ho faty izy ! Araka izay fanapaha-keviny !
21ثُمَّ نَظَرَ
Avy eo dia nijery izy !
22ثُمَّ عَبَسَ وَبَسَرَ
Nikentrona izy no sady nanjombona ny endriny.
23ثُمَّ أَدْبَرَ وَاسْتَكْبَرَ
Ary nanome lamosina izy no sady nanambon'ny tena.
24فَقَالَ إِنْ هَٰذَا إِلَّا سِحْرٌ يُؤْثَرُ
ka hoy izy : "Majika nolovaina ity"
Al-MuddaththirFizahan-takila Koraña
56Andininy
MeccanRevelation
22Andininy

Fandikana — Al-Muddaththir 22

Surah Al-Muddaththir Andininy 22 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Nikentrona izy no sady nanjombona ny endriny.

Surah Andininy 22/56 — Surah Al-Muddaththir المدثر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Muddaththir Henoy, Surah Al-Muddaththir Fandikana, Surah Al-Muddaththir mp3, Surah Al-Muddaththir pdf. Andininy 20–24. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers