Al-Mursalat · 43/50
Fandikana Fanononana — Surah Al-Mursalat
كُلُوا وَاشْرَبُوا هَنِيئًا بِمَا كُنتُمْ تَعْمَلُونَ ۝٤٣
Kuloo washraboo haneee `am bimaa kuntum ta`maloon
📖 Dikany Malagasy
Mihinàna sy misotroa finaritra àry ianareo, noho izay nataonareo.

🎧 Henoy


📜 Andininy 41-45 — Surah Al-Mursalat

41إِنَّ الْمُتَّقِينَ فِي ظِلَالٍ وَعُيُونٍ
ho amin'ny aloka sy loharano tokoa ireo vonto-pinoana,
42وَفَوَاكِهَ مِمَّا يَشْتَهُونَ
ao koa ireo voankazo arak'izay irin'izy ireo.
43كُلُوا وَاشْرَبُوا هَنِيئًا بِمَا كُنتُمْ تَعْمَلُونَ
Mihinàna sy misotroa finaritra àry ianareo, noho izay nataonareo.
44إِنَّا كَذَٰلِكَ نَجْزِي الْمُحْسِنِينَ
Toy izany no Hamalinay soa ireo mpanao soa.
45وَيْلٌ يَوْمَئِذٍ لِّلْمُكَذِّبِينَ
loza ho an'ireo izay mpandà an'izany andro farany izany.
Al-MursalatFizahan-takila Koraña
50Andininy
MeccanRevelation
43Andininy

Fandikana — Al-Mursalat 43

Surah Al-Mursalat Andininy 43 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Mihinàna sy misotroa finaritra àry ianareo, noho izay nataonareo.

Surah Andininy 43/50 — Surah Al-Mursalat المرسلات (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Mursalat Henoy, Surah Al-Mursalat Fandikana, Surah Al-Mursalat mp3, Surah Al-Mursalat pdf. Andininy 41–45. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers