An-Nazi'at · 46/46
Fandikana Fanononana — Surah An-Nazi'at
كَأَنَّهُمْ يَوْمَ يَرَوْنَهَا لَمْ يَلْبَثُوا إِلَّا عَشِيَّةً أَوْ ضُحَاهَا ۝٤٦
Ka annahum Yawma yarawnahaa lam yalbasooo illaa `ashiyyatan aw duhaahaa
📖 Dikany Malagasy
Amin'ny andro izay hahitan'izy ireo ny andro farany dia tahaka ny tsy nonina tety an-tany afa-tsy indray maraina na indray hariva fotsiny izy ireo,

🎧 Henoy


📜 Andininy 44-46 — Surah An-Nazi'at

44إِلَىٰ رَبِّكَ مُنتَهَاهَا
any amin'ny Tomponao ny fahalalana izany.
45إِنَّمَا أَنتَ مُنذِرُ مَن يَخْشَاهَا
Satria ianao dia mpampitandrina ihany an'izay manana fahatahorana an'izany,
46كَأَنَّهُمْ يَوْمَ يَرَوْنَهَا لَمْ يَلْبَثُوا إِلَّا عَشِيَّةً أَوْ ضُحَاهَا
Amin'ny andro izay hahitan'izy ireo ny andro farany dia tahaka ny tsy nonina tety an-tany afa-tsy indray maraina na indray hariva fotsiny izy ireo,
An-Nazi'atFizahan-takila Koraña
46Andininy
MeccanRevelation
46Andininy

Fandikana — An-Nazi'at 46

Surah An-Nazi'at Andininy 46 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Amin'ny andro izay hahitan'izy ireo ny andro farany dia tahaka…

Surah Andininy 46/46 — Surah An-Nazi'at النازعات (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah An-Nazi'at Henoy, Surah An-Nazi'at Fandikana, Surah An-Nazi'at mp3, Surah An-Nazi'at pdf. Andininy 44–46. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers