Al-Fajr · 23/30
Fandikana Fanononana — Al-Fajr
وَجِيءَ يَوْمَئِذٍ بِجَهَنَّمَ ۚ يَوْمَئِذٍ يَتَذَكَّرُ الْإِنسَانُ وَأَنَّىٰ لَهُ الذِّكْرَىٰ ۝٢٣
Wa jeee`a yawma`izim bi jahannnam; Yawma `iziny yatazakkarul insaanu wa annaa lahuz zikraa
📖 Dikany Malagasy
koa amin'izany andro izany dia haseho ny Afobe, dia ilay andro izay hahatsiarovan'ny olombelona, nefa inona intsony moa no ilany ny fahatsiarovana amin'izany fotoana izany ?
🎧 Henoy

📜 Andininy 21-25 — Al-Fajr

21كَلَّا إِذَا دُكَّتِ الْأَرْضُ دَكًّا دَكًّا
Tsia ! Rehefa montsana ka hihorohoro araka izay tsy izy ny tany.
22وَجَاءَ رَبُّكَ وَالْمَلَكُ صَفًّا صَفًّا
ary ho tonga ny Tomponao sy ireo anjely hitandahatra,
23وَجِيءَ يَوْمَئِذٍ بِجَهَنَّمَ ۚ يَوْمَئِذٍ يَتَذَكَّرُ الْإِنسَانُ وَأَنَّىٰ لَهُ الذِّكْرَىٰ
koa amin'izany andro izany dia haseho ny Afobe, dia ilay andro izay hahatsiarovan'ny olombelona, nefa inona intsony moa no ilany ny fahatsiarovana amin'izany fotoana izany ?
24يَقُولُ يَا لَيْتَنِي قَدَّمْتُ لِحَيَاتِي
ka hiloa-bava hoe : "tahaka izay aho mba nanao hatsarana ho amin'ny fiainako ho avy !"
25فَيَوْمَئِذٍ لَّا يُعَذِّبُ عَذَابَهُ أَحَدٌ
Amin'izany andro izany dia tsy hisy famindram-po ny famaizan'I Tompo Allah,
Al-FajrFizahan-takila Koraña
30Andininy
MeccanRevelation
23Andininy

Fandikana — Al-Fajr 23

Surah Al-Fajr Andininy 23 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : koa amin'izany andro izany dia haseho ny Afobe, dia ilay…

Surah Andininy 23/30 — Al-Fajr الفجر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Fajr Henoy, Al-Fajr Fandikana, Al-Fajr mp3, Al-Fajr pdf. Andininy 21–25. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers