At-Tawbah · 125/129
Fandikana Fanononana — At-Tawbah
وَأَمَّا الَّذِينَ فِي قُلُوبِهِم مَّرَضٌ فَزَادَتْهُمْ رِجْسًا إِلَىٰ رِجْسِهِمْ وَمَاتُوا وَهُمْ كَافِرُونَ ١٢٥
Transliteration
Wa ammal lazeena fee quloobihim maradun fazaadat hum rijsan ilaa rijsihim wa maatoo wa hum kaafiroon
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Fa ireo izay misy aretina kosa ny fony, dia vao maika nanampy ny fahalotoana ho fanampin’ny fahalotoan’izy ireo izany, ka maty tsy mpino izy ireo.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 123-127 — At-Tawbah
123يَا أَيُّهَا الَّذِينَ آمَنُوا قَاتِلُوا الَّذِينَ يَلُونَكُم مِّنَ الْكُفَّارِ وَلْيَجِدُوا فِيكُمْ غِلْظَةً ۚ وَاعْلَمُوا أَنَّ اللَّهَ مَعَ الْمُتَّقِينَ
Oh Ianareo izay mino, miadia amin’ireo tsy mpino izay akaikinareo Ianareo, ka mba hahita ny fahenjananareo izy ireo. Ary fantaronareo fa Allah dia miaraka tokoa amin’ireo manam-patahorana.
124وَإِذَا مَا أُنزِلَتْ سُورَةٌ فَمِنْهُم مَّن يَقُولُ أَيُّكُمْ زَادَتْهُ هَٰذِهِ إِيمَانًا ۚ فَأَمَّا الَّذِينَ آمَنُوا فَزَادَتْهُمْ إِيمَانًا وَهُمْ يَسْتَبْشِرُونَ
Ary raha misy antokon-tsoratra masina iray nidina, dia misy amin’izy ireo ny miteny hoe : “Iza aminareo no nampitomboiny finoana?”. Fa ho an’ireo mpino kosa, dia ampitombo ny finoan’izy ireo izany, ka ho faly izy ireo.
125وَأَمَّا الَّذِينَ فِي قُلُوبِهِم مَّرَضٌ فَزَادَتْهُمْ رِجْسًا إِلَىٰ رِجْسِهِمْ وَمَاتُوا وَهُمْ كَافِرُونَ
Fa ireo izay misy aretina kosa ny fony, dia vao maika nanampy ny fahalotoana ho fanampin’ny fahalotoan’izy ireo izany, ka maty tsy mpino izy ireo.
126أَوَلَا يَرَوْنَ أَنَّهُمْ يُفْتَنُونَ فِي كُلِّ عَامٍ مَّرَّةً أَوْ مَرَّتَيْنِ ثُمَّ لَا يَتُوبُونَ وَلَا هُمْ يَذَّكَّرُونَ
Moa ve tsy hitan’izy ireo, fa tsapaina indray mandeha na in-droa isan-taona izy ireo ? Na dia izany aza, dia tsy nibebaka na nahatsiaro tena izy ireo.
127وَإِذَا مَا أُنزِلَتْ سُورَةٌ نَّظَرَ بَعْضُهُمْ إِلَىٰ بَعْضٍ هَلْ يَرَاكُم مِّنْ أَحَدٍ ثُمَّ انصَرَفُوا ۚ صَرَفَ اللَّهُ قُلُوبَهُم بِأَنَّهُمْ قَوْمٌ لَّا يَفْقَهُونَ
Ary raha nidina ny antokon-tsoratra masina iray, dia nifampijery izy ireo (ary nifampiteny): “Moa misy mahita va ianareo?”. Avy eo dia nivily làlana izy ireo. Aoka havilin’Allah ny fon’izy ireo, satria olona tsy mandinika.
At-TawbahFizahan-takila Koraña
129Andininy
MedinanRevelation
125Andininy
Fandikana — At-Tawbah 125
Surah At-Tawbah Andininy 125 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Fa ireo izay misy aretina kosa ny fony, dia vao…Surah Andininy 125/129 — At-Tawbah التوبة (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: At-Tawbah Henoy, At-Tawbah Fandikana, At-Tawbah mp3, At-Tawbah pdf. Andininy 123–127. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers







