Houd · 115/123
Fandikana Fanononana — Houd
وَاصْبِرْ فَإِنَّ اللَّهَ لَا يُضِيعُ أَجْرَ الْمُحْسِنِينَ ۝١١٥
Wasbir fa innal laaha laa yudee`u ajral muhsineen
📖 Dikany Malagasy
Ary manàna faharetana Ianao. Fa i Allah dia tena tsy hamela ho very ny valisoan’ireo mpanao asa soa.

🎧 Henoy


📜 Andininy 113-117 — Houd

113وَلَا تَرْكَنُوا إِلَى الَّذِينَ ظَلَمُوا فَتَمَسَّكُمُ النَّارُ وَمَا لَكُم مِّن دُونِ اللَّهِ مِنْ أَوْلِيَاءَ ثُمَّ لَا تُنصَرُونَ
Ary aoka tsy hirona amin’ireo mpanao ny tsy rariny Ianareo : Raha tsy izany dia ho azon’ny Afo koa Ianareo. Satria tsy manana mpiahy ankoatr'i Allah Ianareo. Ka tsy ho voavonjy Ianareo.
114وَأَقِمِ الصَّلَاةَ طَرَفَيِ النَّهَارِ وَزُلَفًا مِّنَ اللَّيْلِ ۚ إِنَّ الْحَسَنَاتِ يُذْهِبْنَ السَّيِّئَاتِ ۚ ذَٰلِكَ ذِكْرَىٰ لِلذَّاكِرِينَ
Ary tanteraho sy antsangano ny Soalat (Vavaka) amin’ny fiantombohan’ny andro sy ny fiafarany, ary amin’ny ampaham-potoana amin’ny alina.Tena marina fa ireo asa soa dia mamafa ireo asa ratsy. Izany dia fampahatsiahivana ho an’ireo Olona mpandinika.
115وَاصْبِرْ فَإِنَّ اللَّهَ لَا يُضِيعُ أَجْرَ الْمُحْسِنِينَ
Ary manàna faharetana Ianao. Fa i Allah dia tena tsy hamela ho very ny valisoan’ireo mpanao asa soa.
116فَلَوْلَا كَانَ مِنَ الْقُرُونِ مِن قَبْلِكُمْ أُولُو بَقِيَّةٍ يَنْهَوْنَ عَنِ الْفَسَادِ فِي الْأَرْضِ إِلَّا قَلِيلًا مِّمَّنْ أَنجَيْنَا مِنْهُمْ ۗ وَاتَّبَعَ الَّذِينَ ظَلَمُوا مَا أُتْرِفُوا فِيهِ وَكَانُوا مُجْرِمِينَ
Raha mba nisy mantsy tamin’ireo razambe teo alohanareo olo-mendrika sy nandrara ny fanimbana teto an-tany ! Nefa indrisy mantsy ! Afa-tsy ny vitsy an’isa tamin’ireo izay navotanay ihany. Fa ireo izay nanao ny tsy rariny, dia miezaka amin’ny fanarahana ny asa ratsy tafahoatra izay niainany no sady mpanao heloka bevava tokoa izy ireo.
117وَمَا كَانَ رَبُّكَ لِيُهْلِكَ الْقُرَىٰ بِظُلْمٍ وَأَهْلُهَا مُصْلِحُونَ
Ary ny Tomponao, dia tsy handrava amin’ny tsy rariny ireo tanàna raha mbola misy mponina miezaka manarina ny ratsy ao Aminy.
HoudFizahan-takila Koraña
123Andininy
MeccanRevelation
115Andininy

Fandikana — Houd 115

Surah Houd Andininy 115 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary manàna faharetana Ianao. Fa i Allah dia tena tsy…

Surah Andininy 115/123 — Houd هود (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Houd Henoy, Houd Fandikana, Houd mp3, Houd pdf. Andininy 113–117. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers