Yosofy · 27/111
Fandikana Fanononana — Yosofy
وَإِن كَانَ قَمِيصُهُ قُدَّ مِن دُبُرٍ فَكَذَبَتْ وَهُوَ مِنَ الصَّادِقِينَ ۝٢٧
Wa in kaana qameesuhoo qudda min duburin fakazabat wa huwa minas saadiqeen
📖 Dikany Malagasy
Fa raha rovitra avy aty aoriana kosa ny fitafiny, dia ilay vehivavy no mpandainga ary izy (Youssouf) kosa dia anisan’ireo milaza ny marina.

🎧 Henoy


📜 Andininy 25-29 — Yosofy

25وَاسْتَبَقَا الْبَابَ وَقَدَّتْ قَمِيصَهُ مِن دُبُرٍ وَأَلْفَيَا سَيِّدَهَا لَدَى الْبَابِ ۚ قَالَتْ مَا جَزَاءُ مَنْ أَرَادَ بِأَهْلِكَ سُوءًا إِلَّا أَن يُسْجَنَ أَوْ عَذَابٌ أَلِيمٌ
Ary dia nihazakazaka ho eny amin’ny varavarana izy roa, ka norovitin-dravehivavy ny akanjon’i Josefa, avy aty aoriana. Hitan’izy roa teo ambaravarana ny vadin-dravehivavy, ka hoy ravehivavy: “Inona no sazin’izay nanao ratsy tamin’ny ankohonanao (vadinao) raha tsy ny fonja, na sazy mamirifiry?”.
26قَالَ هِيَ رَاوَدَتْنِي عَن نَّفْسِي ۚ وَشَهِدَ شَاهِدٌ مِّنْ أَهْلِهَا إِن كَانَ قَمِيصُهُ قُدَّ مِن قُبُلٍ فَصَدَقَتْ وَهُوَ مِنَ الْكَاذِبِينَ
Ka hoy i Josefa : “Izy no naka fanahy ahy”, ary nijoro vavolombelona ny anankiray tamin’ny fianakavian-dravehivavy nanao hoe : “Raha rovitra avy aty anoloana ny akanjon’i Josefa, dia ravehivavy no milaza ny marina, fa izy kosa dia isan’ireo mpandainga,
27وَإِن كَانَ قَمِيصُهُ قُدَّ مِن دُبُرٍ فَكَذَبَتْ وَهُوَ مِنَ الصَّادِقِينَ
Fa raha rovitra avy aty aoriana kosa ny fitafiny, dia ilay vehivavy no mpandainga ary izy (Youssouf) kosa dia anisan’ireo milaza ny marina.
28فَلَمَّا رَأَىٰ قَمِيصَهُ قُدَّ مِن دُبُرٍ قَالَ إِنَّهُ مِن كَيْدِكُنَّ ۖ إِنَّ كَيْدَكُنَّ عَظِيمٌ
Ka rahefa hitan’ilay tompom-bady ny akanjon’i Josefa, fa rovitra avy any aoriana, dia hoy izy : “Tena fitakareo vehivavy mihitsy izao! Henjana tokoa ny fitakareo”.
29يُوسُفُ أَعْرِضْ عَنْ هَٰذَا ۚ وَاسْتَغْفِرِي لِذَنبِكِ ۖ إِنَّكِ كُنتِ مِنَ الْخَاطِئِينَ
Yosofa, aza mieritreritra izany intsony Ianao ! Ary Ianao, (ravehivavy) mangataha famelan-keloka nohon'ny fahotanao, marina fa Ianao dia anisan’ireo mpanao hadisoana ”.
YosofyFizahan-takila Koraña
111Andininy
MeccanRevelation
27Andininy

Fandikana — Yosofy 27

Surah Yosofy Andininy 27 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Fa raha rovitra avy aty aoriana kosa ny fitafiny, dia…

Surah Andininy 27/111 — Yosofy يوسف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Yosofy Henoy, Yosofy Fandikana, Yosofy mp3, Yosofy pdf. Andininy 25–29. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers