Al-Hijr · 73/99
Fandikana Fanononana — Surah Al-Hijr
فَأَخَذَتْهُمُ الصَّيْحَةُ مُشْرِقِينَ ۝٧٣
Fa akhazat humus saihatu mushriqeen
📖 Dikany Malagasy
Ka dia ny kiakiaka (loza) no nahazo azy ireo tamin’ny fiposahan’ny masoandro.

🎧 Henoy


📜 Andininy 71-75 — Surah Al-Hijr

71قَالَ هَٰؤُلَاءِ بَنَاتِي إِن كُنتُمْ فَاعِلِينَ
Niteny Izy (Lota) ka nanao hoe : “ Indro ireo Zanako vavy ! Raha misy zavatra tianareo hatao !
72لَعَمْرُكَ إِنَّهُمْ لَفِي سَكْرَتِهِمْ يَعْمَهُونَ
Mianiana amin’ny fiainanao (Aho) fa nikorontan-tsaina izy ireo tao anaty firediredeny.
73فَأَخَذَتْهُمُ الصَّيْحَةُ مُشْرِقِينَ
Ka dia ny kiakiaka (loza) no nahazo azy ireo tamin’ny fiposahan’ny masoandro.
74فَجَعَلْنَا عَالِيَهَا سَافِلَهَا وَأَمْطَرْنَا عَلَيْهِمْ حِجَارَةً مِّن سِجِّيلٍ
Ary navadikay ambony sy ambany (ny tanàna), ary narotsakay nifanesisesy tamin’izy ireo (tahaka ny orana) ny vato avy amin’ny tany manga.
75إِنَّ فِي ذَٰلِكَ لَآيَاتٍ لِّلْمُتَوَسِّمِينَ
Izany tokoa dia famantarana marina ho an’ireo izay mahay mandinika.
Al-HijrFizahan-takila Koraña
99Andininy
MeccanRevelation
73Andininy

Fandikana — Al-Hijr 73

Surah Al-Hijr Andininy 73 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ka dia ny kiakiaka (loza) no nahazo azy ireo tamin’ny…

Surah Andininy 73/99 — Surah Al-Hijr الحجر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Hijr Henoy, Surah Al-Hijr Fandikana, Surah Al-Hijr mp3, Surah Al-Hijr pdf. Andininy 71–75. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers