Al-Hijr · 72/99
Fandikana Fanononana — Surah Al-Hijr
لَعَمْرُكَ إِنَّهُمْ لَفِي سَكْرَتِهِمْ يَعْمَهُونَ ۝٧٢
La`amruka innahum lafee sakratihim ya`mahoon
📖 Dikany Malagasy
Mianiana amin’ny fiainanao (Aho) fa nikorontan-tsaina izy ireo tao anaty firediredeny.

🎧 Henoy


📜 Andininy 70-74 — Surah Al-Hijr

70قَالُوا أَوَلَمْ نَنْهَكَ عَنِ الْعَالَمِينَ
Niteny izy ireo (ireo olon’ny tanàna) hoe : “ Moa ve tsy efa nandrara Anao Izahay tamin’ny (fandraisana) olona ? ”
71قَالَ هَٰؤُلَاءِ بَنَاتِي إِن كُنتُمْ فَاعِلِينَ
Niteny Izy (Lota) ka nanao hoe : “ Indro ireo Zanako vavy ! Raha misy zavatra tianareo hatao !
72لَعَمْرُكَ إِنَّهُمْ لَفِي سَكْرَتِهِمْ يَعْمَهُونَ
Mianiana amin’ny fiainanao (Aho) fa nikorontan-tsaina izy ireo tao anaty firediredeny.
73فَأَخَذَتْهُمُ الصَّيْحَةُ مُشْرِقِينَ
Ka dia ny kiakiaka (loza) no nahazo azy ireo tamin’ny fiposahan’ny masoandro.
74فَجَعَلْنَا عَالِيَهَا سَافِلَهَا وَأَمْطَرْنَا عَلَيْهِمْ حِجَارَةً مِّن سِجِّيلٍ
Ary navadikay ambony sy ambany (ny tanàna), ary narotsakay nifanesisesy tamin’izy ireo (tahaka ny orana) ny vato avy amin’ny tany manga.
Al-HijrFizahan-takila Koraña
99Andininy
MeccanRevelation
72Andininy

Fandikana — Al-Hijr 72

Surah Al-Hijr Andininy 72 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Mianiana amin’ny fiainanao (Aho) fa nikorontan-tsaina izy ireo tao anaty…

Surah Andininy 72/99 — Surah Al-Hijr الحجر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Hijr Henoy, Surah Al-Hijr Fandikana, Surah Al-Hijr mp3, Surah Al-Hijr pdf. Andininy 70–74. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers