An-Nahl · 118/128
Fandikana Fanononana — Surah An-Nahl
وَعَلَى الَّذِينَ هَادُوا حَرَّمْنَا مَا قَصَصْنَا عَلَيْكَ مِن قَبْلُ ۖ وَمَا ظَلَمْنَاهُمْ وَلَٰكِن كَانُوا أَنفُسَهُمْ يَظْلِمُونَ ۝١١٨
Wa `alal lazeena haadoo harramnaa ma qasasnaa `alaika min qablu wa maa zalamanaahum wa laakin kaanoo anfusahum wa laakin kaanoo anfusahum yazlimoon
📖 Dikany Malagasy
Tamin’ireo Jiosy, noraranay (azy ireo) izay efa notantaranay Taminao (teo aloha). Tsy nanao ny tsy rariny tamin’izy ireo Izahay, fa izy ireo ihany no nanao ny tsy rariny tamin’ny Tenany.

🎧 Henoy


📜 Andininy 116-120 — Surah An-Nahl

116وَلَا تَقُولُوا لِمَا تَصِفُ أَلْسِنَتُكُمُ الْكَذِبَ هَٰذَا حَلَالٌ وَهَٰذَا حَرَامٌ لِّتَفْتَرُوا عَلَى اللَّهِ الْكَذِبَ ۚ إِنَّ الَّذِينَ يَفْتَرُونَ عَلَى اللَّهِ الْكَذِبَ لَا يُفْلِحُونَ
Ary aza milaza, araka ny lainga izay tenenin’ny lelanareo Ianareo, manao hoe : « Ity dia azo atao “ Hala l”, ary ity dia voarara “ Haram ” », mba hamoronanareo lainga amin’i Allah. Tena marina, fa ireo izay mamorona lainga mahakasika an’i Allah dia tsy ahita fahombiazana.
117مَتَاعٌ قَلِيلٌ وَلَهُمْ عَذَابٌ أَلِيمٌ
Fahafinaretana kely (ho azy ireo) izany, ka nefa ho azy ireo ny famaizana mamirifiry.
118وَعَلَى الَّذِينَ هَادُوا حَرَّمْنَا مَا قَصَصْنَا عَلَيْكَ مِن قَبْلُ ۖ وَمَا ظَلَمْنَاهُمْ وَلَٰكِن كَانُوا أَنفُسَهُمْ يَظْلِمُونَ
Tamin’ireo Jiosy, noraranay (azy ireo) izay efa notantaranay Taminao (teo aloha). Tsy nanao ny tsy rariny tamin’izy ireo Izahay, fa izy ireo ihany no nanao ny tsy rariny tamin’ny Tenany.
119ثُمَّ إِنَّ رَبَّكَ لِلَّذِينَ عَمِلُوا السُّوءَ بِجَهَالَةٍ ثُمَّ تَابُوا مِن بَعْدِ ذَٰلِكَ وَأَصْلَحُوا إِنَّ رَبَّكَ مِن بَعْدِهَا لَغَفُورٌ رَّحِيمٌ
Fa ny Tomponao tokoa, ho an’ireo izay nanao ny asa ratsy tamin’ny habadoana, avy eo dia nibebaka taorian’izany, sy nanarina ny fitondran-tenany...ny Tomponao aorian’izany dia tena Mpamela heloka sy be Indrafo.
120إِنَّ إِبْرَاهِيمَ كَانَ أُمَّةً قَانِتًا لِّلَّهِ حَنِيفًا وَلَمْ يَكُ مِنَ الْمُشْرِكِينَ
Marina fa i Ibrahimo dia mpitarika tonga lafatra. Mpankato Allah Izy, tao anatin’ny fanompoana Allah tokana, ary tsy mba anisan’ireo mpampikambana Allah amin’ny zavatra hafa.
An-NahlFizahan-takila Koraña
128Andininy
MeccanRevelation
118Andininy

Fandikana — An-Nahl 118

Surah An-Nahl Andininy 118 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tamin’ireo Jiosy, noraranay (azy ireo) izay efa notantaranay Taminao (teo…

Surah Andininy 118/128 — Surah An-Nahl النحل (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah An-Nahl Henoy, Surah An-Nahl Fandikana, Surah An-Nahl mp3, Surah An-Nahl pdf. Andininy 116–120. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers