Al-Isra · 50/111
Fandikana Fanononana — Al-Isra
۞ قُلْ كُونُوا حِجَارَةً أَوْ حَدِيدًا ۝٥٠
Qul koonoo jijaaratan aw hadeedaa
📖 Dikany Malagasy
Teneno hoe : “Aoka ho vato na ho vy ianareo”.

🎧 Henoy


📜 Andininy 48-52 — Al-Isra

48انظُرْ كَيْفَ ضَرَبُوا لَكَ الْأَمْثَالَ فَضَلُّوا فَلَا يَسْتَطِيعُونَ سَبِيلًا
Jereo, ahoana ny fanoharana ataon’izy ireo Anao ! Very lalana tokoa izy ireo, ka tsy afaka mahita lalana intsony (mankany amin’ny fahamarinana).
49وَقَالُوا أَإِذَا كُنَّا عِظَامًا وَرُفَاتًا أَإِنَّا لَمَبْعُوثُونَ خَلْقًا جَدِيدًا
Ary niteny izy ireo nanao hoe : “Rehefa lasa taolana sy vovoka izahay, dia mbola hatsangana marina ka haverina ho olombelona vaovao indray ve ?”
50۞ قُلْ كُونُوا حِجَارَةً أَوْ حَدِيدًا
Teneno hoe : “Aoka ho vato na ho vy ianareo”.
51أَوْ خَلْقًا مِّمَّا يَكْبُرُ فِي صُدُورِكُمْ ۚ فَسَيَقُولُونَ مَن يُعِيدُنَا ۖ قُلِ الَّذِي فَطَرَكُمْ أَوَّلَ مَرَّةٍ ۚ فَسَيُنْغِضُونَ إِلَيْكَ رُءُوسَهُمْ وَيَقُولُونَ مَتَىٰ هُوَ ۖ قُلْ عَسَىٰ أَن يَكُونَ قَرِيبًا
Na ho zava-boary hafa izay heverinareo fa lehibe ao amin’ny fonareo! Ary dia mbola hiteny izy ireo manao hoe : “Iza àry no hamerina anay indray avy eo ?” Teneno hoe : “Izay nahary anareo voalohany tany am-piandohana”.Hanifikifi-doha aminao izy ireo sy hiteny manao hoe : “Rahoviana izany ?”. Ka teneno hoe : “Angamba tsy ho ela intsony izany”.
52يَوْمَ يَدْعُوكُمْ فَتَسْتَجِيبُونَ بِحَمْدِهِ وَتَظُنُّونَ إِن لَّبِثْتُمْ إِلَّا قَلِيلًا
Ny andro izay hiantsoany anareo dia hamaly am-piderana Azy ianareo. Ary hihevitra ianareo fa fotoana kely ihany no nijanonanareo.
Al-IsraFizahan-takila Koraña
111Andininy
MeccanRevelation
50Andininy

Fandikana — Al-Isra 50

Surah Al-Isra Andininy 50 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Teneno hoe : “Aoka ho vato na ho vy ianareo”.

Surah Andininy 50/111 — Al-Isra الإسراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Isra Henoy, Al-Isra Fandikana, Al-Isra mp3, Al-Isra pdf. Andininy 48–52. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers