Ash-Shu'ara · 168/227
Fandikana Fanononana — Ash-Shu'ara
قَالَ إِنِّي لِعَمَلِكُم مِّنَ الْقَالِينَ ١٦٨
Transliteration
Qaala innee li`amalikum minal qaaleen
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Niteny izy (Lota) hoe : “Marina fa izaho dia anisan’ireo mankahala ny asa izay ataonareo".
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 166-170 — Ash-Shu'ara
166وَتَذَرُونَ مَا خَلَقَ لَكُمْ رَبُّكُم مِّنْ أَزْوَاجِكُم ۚ بَلْ أَنتُمْ قَوْمٌ عَادُونَ
Ary avelanareo ireo vehivavy vadinareo izay noharian’i Tomponareo ho anareo ? Ary ianareo dia tena vahoaka mpandika lalàna.
167قَالُوا لَئِن لَّمْ تَنتَهِ يَا لُوطُ لَتَكُونَنَّ مِنَ الْمُخْرَجِينَ
Niteny izy ireo hoe : “Raha tsy mitsahatra ianao ry Lota, dia tena ho anisan’ireo atao sesi-tany".
168قَالَ إِنِّي لِعَمَلِكُم مِّنَ الْقَالِينَ
Niteny izy (Lota) hoe : “Marina fa izaho dia anisan’ireo mankahala ny asa izay ataonareo".
169رَبِّ نَجِّنِي وَأَهْلِي مِمَّا يَعْمَلُونَ
Tompo o ! Avoty aho sy ny fianakaviako amin’izay ataon’izy ireo.
170فَنَجَّيْنَاهُ وَأَهْلَهُ أَجْمَعِينَ
Ka navotanay àry izy sy ny fianakaviany rehetra.
Ash-Shu'araFizahan-takila Koraña
227Andininy
MeccanRevelation
168Andininy
Fandikana — Ash-Shu'ara 168
Surah Ash-Shu'ara Andininy 168 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Niteny izy (Lota) hoe : “Marina fa izaho dia anisan’ireo…Surah Andininy 168/227 — Ash-Shu'ara الشعراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Ash-Shu'ara Henoy, Ash-Shu'ara Fandikana, Ash-Shu'ara mp3, Ash-Shu'ara pdf. Andininy 166–170. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








