Ash-Shu'ara · 167/227
Fandikana Fanononana — Ash-Shu'ara
قَالُوا لَئِن لَّمْ تَنتَهِ يَا لُوطُ لَتَكُونَنَّ مِنَ الْمُخْرَجِينَ ۝١٦٧
Qaloo la`il lam tantahi yaa Lootu latakoonanna minal mukhrajeen
📖 Dikany Malagasy
Niteny izy ireo hoe : “Raha tsy mitsahatra ianao ry Lota, dia tena ho anisan’ireo atao sesi-tany".

🎧 Henoy


📜 Andininy 165-169 — Ash-Shu'ara

165أَتَأْتُونَ الذُّكْرَانَ مِنَ الْعَالَمِينَ
Moa ve manao firaisana ara-nofo amin’ny lehilahin’izao tontolo izao ianareo ?
166وَتَذَرُونَ مَا خَلَقَ لَكُمْ رَبُّكُم مِّنْ أَزْوَاجِكُم ۚ بَلْ أَنتُمْ قَوْمٌ عَادُونَ
Ary avelanareo ireo vehivavy vadinareo izay noharian’i Tomponareo ho anareo ? Ary ianareo dia tena vahoaka mpandika lalàna.
167قَالُوا لَئِن لَّمْ تَنتَهِ يَا لُوطُ لَتَكُونَنَّ مِنَ الْمُخْرَجِينَ
Niteny izy ireo hoe : “Raha tsy mitsahatra ianao ry Lota, dia tena ho anisan’ireo atao sesi-tany".
168قَالَ إِنِّي لِعَمَلِكُم مِّنَ الْقَالِينَ
Niteny izy (Lota) hoe : “Marina fa izaho dia anisan’ireo mankahala ny asa izay ataonareo".
169رَبِّ نَجِّنِي وَأَهْلِي مِمَّا يَعْمَلُونَ
Tompo o ! Avoty aho sy ny fianakaviako amin’izay ataon’izy ireo.
Ash-Shu'araFizahan-takila Koraña
227Andininy
MeccanRevelation
167Andininy

Fandikana — Ash-Shu'ara 167

Surah Ash-Shu'ara Andininy 167 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Niteny izy ireo hoe : “Raha tsy mitsahatra ianao ry…

Surah Andininy 167/227 — Ash-Shu'ara الشعراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Ash-Shu'ara Henoy, Ash-Shu'ara Fandikana, Ash-Shu'ara mp3, Ash-Shu'ara pdf. Andininy 165–169. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers