Ash-Shu'ara · 214/227
Fandikana Fanononana — Ash-Shu'ara
وَأَنذِرْ عَشِيرَتَكَ الْأَقْرَبِينَ ۝٢١٤
Wa anzir `asheeratakal aqrabeen
📖 Dikany Malagasy
Ary ampitandremo (ry Mohammady) ireo havanao akaiky.
🎧 Henoy

📜 Andininy 212-216 — Ash-Shu'ara

212إِنَّهُمْ عَنِ السَّمْعِ لَمَعْزُولُونَ
Satria izy ireo dia tena nohalavirina amin’ny fihainoana (ny hafatra masina).
213فَلَا تَدْعُ مَعَ اللَّهِ إِلَٰهًا آخَرَ فَتَكُونَ مِنَ الْمُعَذَّبِينَ
Ka aoka ianao tsy hiantso Tompo hafa miaraka amin’I Allah, raha tsy izany dia ho anisan’ireo ho faizina ianao.
214وَأَنذِرْ عَشِيرَتَكَ الْأَقْرَبِينَ
Ary ampitandremo (ry Mohammady) ireo havanao akaiky.
215وَاخْفِضْ جَنَاحَكَ لِمَنِ اتَّبَعَكَ مِنَ الْمُؤْمِنِينَ
Ampidino ny elatrao (aoka ianao halemy fanahy) amin’ireo mpino izay manaraka anao.
216فَإِنْ عَصَوْكَ فَقُلْ إِنِّي بَرِيءٌ مِّمَّا تَعْمَلُونَ
Ary raha tsy mankatò anao izy ireo, dia teneno hoe : “Izaho dia mitsipaka izay ataonareo”.
Ash-Shu'araFizahan-takila Koraña
227Andininy
MeccanRevelation
214Andininy

Fandikana — Ash-Shu'ara 214

Surah Ash-Shu'ara Andininy 214 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary ampitandremo (ry Mohammady) ireo havanao akaiky.

Surah Andininy 214/227 — Ash-Shu'ara الشعراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Ash-Shu'ara Henoy, Ash-Shu'ara Fandikana, Ash-Shu'ara mp3, Ash-Shu'ara pdf. Andininy 212–216. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers