Ash-Shu'ara · 99/227
Fandikana Fanononana — Ash-Shu'ara
وَمَا أَضَلَّنَا إِلَّا الْمُجْرِمُونَ ۝٩٩
Wa maaa adallanaaa illal mujrimoon
📖 Dikany Malagasy
Ary tsy nisy namery lalana anay afa-tsy ireo mpanao heloka bevava !
🎧 Henoy

📜 Andininy 97-101 — Ash-Shu'ara

97تَاللَّهِ إِن كُنَّا لَفِي ضَلَالٍ مُّبِينٍ
Mianiana amin’I Allah izahay fa tena ao anatin’ny fahaverezana miharihary tokoa.
98إِذْ نُسَوِّيكُم بِرَبِّ الْعَالَمِينَ
Raha nampitovy anareo tamin’ny Tompon’izao Tontolo izao izahay !
99وَمَا أَضَلَّنَا إِلَّا الْمُجْرِمُونَ
Ary tsy nisy namery lalana anay afa-tsy ireo mpanao heloka bevava !
100فَمَا لَنَا مِن شَافِعِينَ
Ary tsy manana mpanelanelana izahay.
101وَلَا صَدِيقٍ حَمِيمٍ
Na sakaiza mafana fo !
Ash-Shu'araFizahan-takila Koraña
227Andininy
MeccanRevelation
99Andininy

Fandikana — Ash-Shu'ara 99

Surah Ash-Shu'ara Andininy 99 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary tsy nisy namery lalana anay afa-tsy ireo mpanao heloka…

Surah Andininy 99/227 — Ash-Shu'ara الشعراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Ash-Shu'ara Henoy, Ash-Shu'ara Fandikana, Ash-Shu'ara mp3, Ash-Shu'ara pdf. Andininy 97–101. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers