As-Saffat · 119/182
Fandikana Fanononana — Surah As-Saffat
وَتَرَكْنَا عَلَيْهِمَا فِي الْآخِرِينَ ۝١١٩
Wa taraknaa `alaihimaa fil aakhireen
📖 Dikany Malagasy
Ary nataonay ho mandrakizay eo amin’ny taranaka avy afara ny fahatsiarovana azy roa.

🎧 Henoy


📜 Andininy 117-121 — Surah As-Saffat

117وَآتَيْنَاهُمَا الْكِتَابَ الْمُسْتَبِينَ
Ary nomenay azy roa ny Boky mazava.
118وَهَدَيْنَاهُمَا الصِّرَاطَ الْمُسْتَقِيمَ
Ary notarihinay amin’ny lalana mahitsy izy roa
119وَتَرَكْنَا عَلَيْهِمَا فِي الْآخِرِينَ
Ary nataonay ho mandrakizay eo amin’ny taranaka avy afara ny fahatsiarovana azy roa.
120سَلَامٌ عَلَىٰ مُوسَىٰ وَهَارُونَ
“ Fiadanana anie ho amin’i Mosesy sy Harona ”.
121إِنَّا كَذَٰلِكَ نَجْزِي الْمُحْسِنِينَ
Toy izany no amalianay soa ireo mpanao soa.
As-SaffatFizahan-takila Koraña
182Andininy
MeccanRevelation
119Andininy

Fandikana — As-Saffat 119

Surah As-Saffat Andininy 119 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary nataonay ho mandrakizay eo amin’ny taranaka avy afara ny…

Surah Andininy 119/182 — Surah As-Saffat الصافات (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah As-Saffat Henoy, Surah As-Saffat Fandikana, Surah As-Saffat mp3, Surah As-Saffat pdf. Andininy 117–121. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers