As-Saffat · 95/182
Fandikana Fanononana — As-Saffat
قَالَ أَتَعْبُدُونَ مَا تَنْحِتُونَ ۝٩٥
Qaala ata`budoona maa tanhitoon
📖 Dikany Malagasy
Niteny (tamin’izy ireo) izy hoe : “Moa ve ianareo dia manompo izay (sary) nataonareo ihany".
🎧 Henoy

📜 Andininy 93-97 — As-Saffat

93فَرَاغَ عَلَيْهِمْ ضَرْبًا بِالْيَمِينِ
Avy eo nokapohiny antsokosoko izy ireo tamin’ny tanany havanana.
94فَأَقْبَلُوا إِلَيْهِ يَزِفُّونَ
Tamin’izany dia nanantona azy am-pihazakazahana ireo olona.
95قَالَ أَتَعْبُدُونَ مَا تَنْحِتُونَ
Niteny (tamin’izy ireo) izy hoe : “Moa ve ianareo dia manompo izay (sary) nataonareo ihany".
96وَاللَّهُ خَلَقَكُمْ وَمَا تَعْمَلُونَ
Nefa I Allah no nahary anareo sy izay ataonareo
97قَالُوا ابْنُوا لَهُ بُنْيَانًا فَأَلْقُوهُ فِي الْجَحِيمِ
Niteny izy ireo hoe : “Hanamboary fata-mihiboka (lafaoro) ho azy ka atsipio ao anatin’ny afo mamaivay izy.
As-SaffatFizahan-takila Koraña
182Andininy
MeccanRevelation
95Andininy

Fandikana — As-Saffat 95

Surah As-Saffat Andininy 95 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Niteny (tamin’izy ireo) izy hoe : “Moa ve ianareo dia…

Surah Andininy 95/182 — As-Saffat الصافات (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: As-Saffat Henoy, As-Saffat Fandikana, As-Saffat mp3, As-Saffat pdf. Andininy 93–97. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers