Al-Haqqah · 29/52
Fandikana Fanononana — Al-Haqqah
هَلَكَ عَنِّي سُلْطَانِيَهْ ۝٢٩
Halaka `annee sultaaniyah
📖 Dikany Malagasy
"Rava ny fahefako ka nandao ahy !"

🎧 Henoy


📜 Andininy 27-31 — Al-Haqqah

27يَا لَيْتَهَا كَانَتِ الْقَاضِيَةَ
Indrisy, naleoko ihany nifarana tanteraka tamin'ny fahafatesako voalohany.
28مَا أَغْنَىٰ عَنِّي مَالِيَهْ ۜ
Fa tsy nisy nilaivako ny harenako.
29هَلَكَ عَنِّي سُلْطَانِيَهْ
"Rava ny fahefako ka nandao ahy !"
30خُذُوهُ فَغُلُّوهُ
Raisinareo izy ! Ka asio gadra vy.
31ثُمَّ الْجَحِيمَ صَلُّوهُ
Avy eo dia doroy any amin’ny afo mamaivay.
Al-HaqqahFizahan-takila Koraña
52Andininy
MeccanRevelation
29Andininy

Fandikana — Al-Haqqah 29

Surah Al-Haqqah Andininy 29 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : "Rava ny fahefako ka nandao ahy !"

Surah Andininy 29/52 — Al-Haqqah الحاقة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Haqqah Henoy, Al-Haqqah Fandikana, Al-Haqqah mp3, Al-Haqqah pdf. Andininy 27–31. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers