Al-Mutaffifin · 31/36
Fandikana Fanononana — Surah Al-Mutaffifin
وَإِذَا انقَلَبُوا إِلَىٰ أَهْلِهِمُ انقَلَبُوا فَكِهِينَ ٣١
Transliteration
Wa izan qalabooo ilaaa ahlihimun qalaboo fakiheen
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
rehefa miverina any amin'ny fianakaviany izy ireo, dia miverina am-pandrebirebiana sy am-panesoana ireo mpino.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 29-33 — Surah Al-Mutaffifin
29إِنَّ الَّذِينَ أَجْرَمُوا كَانُوا مِنَ الَّذِينَ آمَنُوا يَضْحَكُونَ
Tena marina, ireo tsy mpino dia nandrebireby sy nanao fihomezana ireo mpino fahiny.
30وَإِذَا مَرُّوا بِهِمْ يَتَغَامَزُونَ
ary raha sendra mandalo eo anoloan'ireo mpino izy ireo dia mangarika.
31وَإِذَا انقَلَبُوا إِلَىٰ أَهْلِهِمُ انقَلَبُوا فَكِهِينَ
rehefa miverina any amin'ny fianakaviany izy ireo, dia miverina am-pandrebirebiana sy am-panesoana ireo mpino.
32وَإِذَا رَأَوْهُمْ قَالُوا إِنَّ هَٰؤُلَاءِ لَضَالُّونَ
ary rehefa mahita ny mpino izy ireo dia milaza fa tena olom-bery ireo.
33وَمَا أُرْسِلُوا عَلَيْهِمْ حَافِظِينَ
ary tsy nandefasana ireo anjely mpiambina akory izy ireo.
Al-MutaffifinFizahan-takila Koraña
36Andininy
MeccanRevelation
31Andininy
Fandikana — Al-Mutaffifin 31
Surah Al-Mutaffifin Andininy 31 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : rehefa miverina any amin'ny fianakaviany izy ireo, dia miverina am-pandrebirebiana…Surah Andininy 31/36 — Surah Al-Mutaffifin المطففين (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Mutaffifin Henoy, Surah Al-Mutaffifin Fandikana, Surah Al-Mutaffifin mp3, Surah Al-Mutaffifin pdf. Andininy 29–33. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Monday, September 7, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








