Yunosy · 80/109
Fandikana Fanononana — Surah Yunosy
فَلَمَّا جَاءَ السَّحَرَةُ قَالَ لَهُم مُّوسَىٰ أَلْقُوا مَا أَنتُم مُّلْقُونَ ۝٨٠
Falammaa jaaa`assa haratu qaala lahum Moosaaa alqoo maaa antum mulqoon
📖 Dikany Malagasy
Ary rehefa tonga ireo mpanao majika dia niteny i Moussa tamin’izy ireo ka nanao hoe : " Atsipazo izay efa nomaninareo ho atsipy ”.

🎧 Henoy


📜 Andininy 78-82 — Surah Yunosy

78قَالُوا أَجِئْتَنَا لِتَلْفِتَنَا عَمَّا وَجَدْنَا عَلَيْهِ آبَاءَنَا وَتَكُونَ لَكُمَا الْكِبْرِيَاءُ فِي الْأَرْضِ وَمَا نَحْنُ لَكُمَا بِمُؤْمِنِينَ
Niteny izy ireo ka nanao hoe : moa ve tonga aty Aminay Ianao mba hampitodika Anay hiala amin’izay efa hitanay tamin’ireo razambenay, ka ho lasanareo roa lahy ny fahamboniana eto an-tany ? Ary Izahay dia tsy hino Anareo roa mihitsy.
79وَقَالَ فِرْعَوْنُ ائْتُونِي بِكُلِّ سَاحِرٍ عَلِيمٍ
Ary niteny I Faraona ka nanao hoe : " Ento aty Amiko ireo mpanao majika mahay indrindra ”.
80فَلَمَّا جَاءَ السَّحَرَةُ قَالَ لَهُم مُّوسَىٰ أَلْقُوا مَا أَنتُم مُّلْقُونَ
Ary rehefa tonga ireo mpanao majika dia niteny i Moussa tamin’izy ireo ka nanao hoe : " Atsipazo izay efa nomaninareo ho atsipy ”.
81فَلَمَّا أَلْقَوْا قَالَ مُوسَىٰ مَا جِئْتُم بِهِ السِّحْرُ ۖ إِنَّ اللَّهَ سَيُبْطِلُهُ ۖ إِنَّ اللَّهَ لَا يُصْلِحُ عَمَلَ الْمُفْسِدِينَ
Ary rehefa nanipy izy ireo dia niteny i Moussa (A.s) ka nanao hoe : " izay rehetra nentinareo dia majika tokoa ! " Marina fa i Allah dia hanafoana izany. Ary i Allah dia tsy hampahomby ny asan’ireo mpanao ny ratsy.
82وَيُحِقُّ اللَّهُ الْحَقَّ بِكَلِمَاتِهِ وَلَوْ كَرِهَ الْمُجْرِمُونَ
Ary i Allah dia hampandresy ny fahamarinana amin’ny alalan’ny Teniny na dia mankahala izany aza ireo mpanao heloka bevava ”.
YunosyFizahan-takila Koraña
109Andininy
MeccanRevelation
80Andininy

Fandikana — Yunosy 80

Surah Yunosy Andininy 80 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary rehefa tonga ireo mpanao majika dia niteny i Moussa…

Surah Andininy 80/109 — Surah Yunosy يونس (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Yunosy Henoy, Surah Yunosy Fandikana, Surah Yunosy mp3, Surah Yunosy pdf. Andininy 78–82. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers