Ar-Ra'd · 28/43
Fandikana Fanononana — Ar-Ra'd
الَّذِينَ آمَنُوا وَتَطْمَئِنُّ قُلُوبُهُم بِذِكْرِ اللَّهِ ۗ أَلَا بِذِكْرِ اللَّهِ تَطْمَئِنُّ الْقُلُوبُ ۝٢٨
Allazeena aamanoo wa tatma`innu quloobuhum bizikril laah; alaa bizikril laahi tatma`innul quloob
📖 Dikany Malagasy
Ireo izay nino, ka tony ny fon’izy ireo nohon’ny fahatsiarovana an’i Allah”. Moa ve tsy amin’ny alalan’ny fahatsiarovana an’i Allah no mahatony ny fo ?
🎧 Henoy

📜 Andininy 26-30 — Ar-Ra'd

26اللَّهُ يَبْسُطُ الرِّزْقَ لِمَن يَشَاءُ وَيَقْدِرُ ۚ وَفَرِحُوا بِالْحَيَاةِ الدُّنْيَا وَمَا الْحَيَاةُ الدُّنْيَا فِي الْآخِرَةِ إِلَّا مَتَاعٌ
Allah dia mizara ankalalahana ny anjara fiainana ho an’izay sitrany ary mametraka izany. Ary izy ireo dia faly tamin’ny fiainana teto an-tany, ary tsy inona ny fiainana eto an-tany raha ampitaina amin’ny any an-koatra afa-tsy fahafinaretana miserana ihany.
27وَيَقُولُ الَّذِينَ كَفَرُوا لَوْلَا أُنزِلَ عَلَيْهِ آيَةٌ مِّن رَّبِّهِ ۗ قُلْ إِنَّ اللَّهَ يُضِلُّ مَن يَشَاءُ وَيَهْدِي إِلَيْهِ مَنْ أَنَابَ
Ary niteny ireo izay tsy nino ka nanao hoe : ” Nahoana no tsy nampidinina taminy ny fahagagana izay avy amin’ny Tompony ? ” Teneno hoe : ” Marina fa, i Allah dia manary izay sitrany ary mitari-dàlana mankany Aminy izay mibebaka.
28الَّذِينَ آمَنُوا وَتَطْمَئِنُّ قُلُوبُهُم بِذِكْرِ اللَّهِ ۗ أَلَا بِذِكْرِ اللَّهِ تَطْمَئِنُّ الْقُلُوبُ
Ireo izay nino, ka tony ny fon’izy ireo nohon’ny fahatsiarovana an’i Allah”. Moa ve tsy amin’ny alalan’ny fahatsiarovana an’i Allah no mahatony ny fo ?
29الَّذِينَ آمَنُوا وَعَمِلُوا الصَّالِحَاتِ طُوبَىٰ لَهُمْ وَحُسْنُ مَآبٍ
Ireo izay nino sy nanao asa soa, dia fahasambarana lehibe ho azy ireo ary fiverenana tsara.
30كَذَٰلِكَ أَرْسَلْنَاكَ فِي أُمَّةٍ قَدْ خَلَتْ مِن قَبْلِهَا أُمَمٌ لِّتَتْلُوَ عَلَيْهِمُ الَّذِي أَوْحَيْنَا إِلَيْكَ وَهُمْ يَكْفُرُونَ بِالرَّحْمَٰنِ ۚ قُلْ هُوَ رَبِّي لَا إِلَٰهَ إِلَّا هُوَ عَلَيْهِ تَوَكَّلْتُ وَإِلَيْهِ مَتَابِ
Tahaka izany no nandefasanay Anao amin’ny vahoaka iray, izay efa nisy vahoaka maro nandalo teo alohan’izy ireo, mba hamakianao amin’izy ireo izay nambaranay Aminao (koroany), nefa izy ireo dia tsy nino an’ilay be Indrafo ka Teneno hoe : “ Izy no Tompoko, tsy misy Zanahary hafa afa-tsy Izy ihany, any Aminy no ametrahako ny fitokisako, ary any Aminy no ibebahako.
Ar-Ra'dFizahan-takila Koraña
43Andininy
MedinanRevelation
28Andininy

Fandikana — Ar-Ra'd 28

Surah Ar-Ra'd Andininy 28 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ireo izay nino, ka tony ny fon’izy ireo nohon’ny fahatsiarovana…

Surah Andininy 28/43 — Ar-Ra'd الرعد (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Ar-Ra'd Henoy, Ar-Ra'd Fandikana, Ar-Ra'd mp3, Ar-Ra'd pdf. Andininy 26–30. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers