Al-Hijr · 59/99
Fandikana Fanononana — Al-Hijr
إِلَّا آلَ لُوطٍ إِنَّا لَمُنَجُّوهُمْ أَجْمَعِينَ ۝٥٩
Illaaa Aala Loot; innaa lamunajjoohum ajma`een
📖 Dikany Malagasy
Afa-tsy ny fianakavian’i Lota, tena ho vonjenay avokoa izy rehetra,
🎧 Henoy

📜 Andininy 57-61 — Al-Hijr

57قَالَ فَمَا خَطْبُكُمْ أَيُّهَا الْمُرْسَلُونَ
Dia hoy Izy (Abrahama) ka nanao hoe : “ Inona àry no nanirahana Anareo, ry Iraka ? ”
58قَالُوا إِنَّا أُرْسِلْنَا إِلَىٰ قَوْمٍ مُّجْرِمِينَ
Namaly izy ireo ka nanao hoe : “ Nalefa ho an’ny Olona mpanao ratsy Izahay,
59إِلَّا آلَ لُوطٍ إِنَّا لَمُنَجُّوهُمْ أَجْمَعِينَ
Afa-tsy ny fianakavian’i Lota, tena ho vonjenay avokoa izy rehetra,
60إِلَّا امْرَأَتَهُ قَدَّرْنَا ۙ إِنَّهَا لَمِنَ الْغَابِرِينَ
Ankoatry ny vadiny, Izahay dia hanao Azy ho anisan’ireo ringana.
61فَلَمَّا جَاءَ آلَ لُوطٍ الْمُرْسَلُونَ
Nony tonga teo amin’ny fianakavian’I Lota ireo Iraka,
Al-HijrFizahan-takila Koraña
99Andininy
MeccanRevelation
59Andininy

Fandikana — Al-Hijr 59

Surah Al-Hijr Andininy 59 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Afa-tsy ny fianakavian’i Lota, tena ho vonjenay avokoa izy rehetra,

Surah Andininy 59/99 — Al-Hijr الحجر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Hijr Henoy, Al-Hijr Fandikana, Al-Hijr mp3, Al-Hijr pdf. Andininy 57–61. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers