Al-Hijr · 69/99
Fandikana Fanononana — Al-Hijr
وَاتَّقُوا اللَّهَ وَلَا تُخْزُونِ ٦٩
Transliteration
Wattaqul laaha wa laa tukhzoon
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Ary matahora an’i Allah Ianareo. Aza tafihinareo henatra Aho.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 67-71 — Al-Hijr
67وَجَاءَ أَهْلُ الْمَدِينَةِ يَسْتَبْشِرُونَ
Fa ireo mponin’ny tanàna ( Sodoma) dia tonga (teo aminy) ankafaliana.
68قَالَ إِنَّ هَٰؤُلَاءِ ضَيْفِي فَلَا تَفْضَحُونِ
Nilaza Izy (Lota) ka nanao hoe : “ Tena marina fa vahiniko izy ireo, aza manafitohina Ahy Ianareo
69وَاتَّقُوا اللَّهَ وَلَا تُخْزُونِ
Ary matahora an’i Allah Ianareo. Aza tafihinareo henatra Aho.
70قَالُوا أَوَلَمْ نَنْهَكَ عَنِ الْعَالَمِينَ
Niteny izy ireo (ireo olon’ny tanàna) hoe : “ Moa ve tsy efa nandrara Anao Izahay tamin’ny (fandraisana) olona ? ”
71قَالَ هَٰؤُلَاءِ بَنَاتِي إِن كُنتُمْ فَاعِلِينَ
Niteny Izy (Lota) ka nanao hoe : “ Indro ireo Zanako vavy ! Raha misy zavatra tianareo hatao !
Al-HijrFizahan-takila Koraña
99Andininy
MeccanRevelation
69Andininy
Fandikana — Al-Hijr 69
Surah Al-Hijr Andininy 69 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary matahora an’i Allah Ianareo. Aza tafihinareo henatra Aho.Surah Andininy 69/99 — Al-Hijr الحجر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Hijr Henoy, Al-Hijr Fandikana, Al-Hijr mp3, Al-Hijr pdf. Andininy 67–71. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








