Al-Hijr · 84/99
Fandikana Fanononana — Surah Al-Hijr
فَمَا أَغْنَىٰ عَنْهُم مَّا كَانُوا يَكْسِبُونَ ۝٨٤
Famaaa aghnaa `anhum maa kaanoo yaksiboon
📖 Dikany Malagasy
Ka tsy nahazoan’izy ireo tombontsoa izay azony.

🎧 Henoy


📜 Andininy 82-86 — Surah Al-Hijr

82وَكَانُوا يَنْحِتُونَ مِنَ الْجِبَالِ بُيُوتًا آمِنِينَ
Ary nandavaka ny tendrombohitra mba hanaovana trano ka niaina tamim-pilaminana izy ireo.
83فَأَخَذَتْهُمُ الصَّيْحَةُ مُصْبِحِينَ
Ka dia ny kiakiaka (loza) no nahazo azy ireo tamin’ny maraina.
84فَمَا أَغْنَىٰ عَنْهُم مَّا كَانُوا يَكْسِبُونَ
Ka tsy nahazoan’izy ireo tombontsoa izay azony.
85وَمَا خَلَقْنَا السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضَ وَمَا بَيْنَهُمَا إِلَّا بِالْحَقِّ ۗ وَإِنَّ السَّاعَةَ لَآتِيَةٌ ۖ فَاصْفَحِ الصَّفْحَ الْجَمِيلَ
Ary tsy nahary ireo lanitra sy ny tany sy izay nanelanelana azy Roa ireo Izahay raha tsy tamim-pahamarinana. Ary tena ho avy tokoa ny ora ! Koa aoka hamela heloka (azy ireo) Ianao amin’ny famelana tsara.
86إِنَّ رَبَّكَ هُوَ الْخَلَّاقُ الْعَلِيمُ
Tena marina fa ny Tomponao, dia ilay Mpahary Lehibe, ilay Mpahalala ny zava-drehetra.
Al-HijrFizahan-takila Koraña
99Andininy
MeccanRevelation
84Andininy

Fandikana — Al-Hijr 84

Surah Al-Hijr Andininy 84 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ka tsy nahazoan’izy ireo tombontsoa izay azony.

Surah Andininy 84/99 — Surah Al-Hijr الحجر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Hijr Henoy, Surah Al-Hijr Fandikana, Surah Al-Hijr mp3, Surah Al-Hijr pdf. Andininy 82–86. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers