Ash-Shu'ara · 134/227
Fandikana Fanononana — Surah Ash-Shu'ara
وَجَنَّاتٍ وَعُيُونٍ ۝١٣٤
Wa jannaatinw wa `uyoon
📖 Dikany Malagasy
Ary ireo zaridaina sy ireo loharano.

🎧 Henoy


📜 Andininy 132-136 — Surah Ash-Shu'ara

132وَاتَّقُوا الَّذِي أَمَدَّكُم بِمَا تَعْلَمُونَ
Ary matahora izay nanome anareo zavatra (tsara rehetra) izay efa fantatrareo ianareo.
133أَمَدَّكُم بِأَنْعَامٍ وَبَنِينَ
Izay nanome anareo ireo biby fiompy sy ireo zanaka.
134وَجَنَّاتٍ وَعُيُونٍ
Ary ireo zaridaina sy ireo loharano.
135إِنِّي أَخَافُ عَلَيْكُمْ عَذَابَ يَوْمٍ عَظِيمٍ
Marina fa izaho dia matahotra ny famaizana ho anareo amin’ny Andro lehibe.
136قَالُوا سَوَاءٌ عَلَيْنَا أَوَعَظْتَ أَمْ لَمْ تَكُن مِّنَ الْوَاعِظِينَ
Niteny izy ireo hoe : “Mitovy ihany izany aminay, na mananatra ianao na tsy anisan’ireo mpananatra !
Ash-Shu'araFizahan-takila Koraña
227Andininy
MeccanRevelation
134Andininy

Fandikana — Ash-Shu'ara 134

Surah Ash-Shu'ara Andininy 134 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary ireo zaridaina sy ireo loharano.

Surah Andininy 134/227 — Surah Ash-Shu'ara الشعراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Ash-Shu'ara Henoy, Surah Ash-Shu'ara Fandikana, Surah Ash-Shu'ara mp3, Surah Ash-Shu'ara pdf. Andininy 132–136. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers