Ash-Shu'ara · 149/227
Fandikana Fanononana — Surah Ash-Shu'ara
وَتَنْحِتُونَ مِنَ الْجِبَالِ بُيُوتًا فَارِهِينَ ۝١٤٩
Wa tanhitoona minal jibaali buyootan faariheen
📖 Dikany Malagasy
Ary lavahanareo amin-pahakingana ireo tendrombohitra ho trano.

🎧 Henoy


📜 Andininy 147-151 — Surah Ash-Shu'ara

147فِي جَنَّاتٍ وَعُيُونٍ
Ao amin’ireo zaridaina sy loharano.
148وَزُرُوعٍ وَنَخْلٍ طَلْعُهَا هَضِيمٌ
Ary ireo voly sy ireo hazo palma izay mora levonina ny voankazony”.
149وَتَنْحِتُونَ مِنَ الْجِبَالِ بُيُوتًا فَارِهِينَ
Ary lavahanareo amin-pahakingana ireo tendrombohitra ho trano.
150فَاتَّقُوا اللَّهَ وَأَطِيعُونِ
Ary matahora an’I Allah àry ianareo, ary mankatoava ahy.
151وَلَا تُطِيعُوا أَمْرَ الْمُسْرِفِينَ
Ary aza mankato ny baikon’ireo mpanao ny tafahoatra ianareo.
Ash-Shu'araFizahan-takila Koraña
227Andininy
MeccanRevelation
149Andininy

Fandikana — Ash-Shu'ara 149

Surah Ash-Shu'ara Andininy 149 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary lavahanareo amin-pahakingana ireo tendrombohitra ho trano.

Surah Andininy 149/227 — Surah Ash-Shu'ara الشعراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Ash-Shu'ara Henoy, Surah Ash-Shu'ara Fandikana, Surah Ash-Shu'ara mp3, Surah Ash-Shu'ara pdf. Andininy 147–151. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers