Ash-Shu'ara · 153/227
Fandikana Fanononana — Ash-Shu'ara
قَالُوا إِنَّمَا أَنتَ مِنَ الْمُسَحَّرِينَ ١٥٣
Transliteration
Qaalooo innamaa anta minal musahhareen
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Niteny izy ireo hoe : “Ianao dia tena anisan’ireo olona voan’ny mosavy".
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 151-155 — Ash-Shu'ara
151وَلَا تُطِيعُوا أَمْرَ الْمُسْرِفِينَ
Ary aza mankato ny baikon’ireo mpanao ny tafahoatra ianareo.
152الَّذِينَ يُفْسِدُونَ فِي الْأَرْضِ وَلَا يُصْلِحُونَ
Ireo izay manao ny asa fanimbana eto an-tany, dia tsy manao mihitsy ny asa fanamboarana.
153قَالُوا إِنَّمَا أَنتَ مِنَ الْمُسَحَّرِينَ
Niteny izy ireo hoe : “Ianao dia tena anisan’ireo olona voan’ny mosavy".
154مَا أَنتَ إِلَّا بَشَرٌ مِّثْلُنَا فَأْتِ بِآيَةٍ إِن كُنتَ مِنَ الصَّادِقِينَ
Tsy iza akory ianao afa-tsy olombelona tahaka anay ihany. ka ento aty aminay àry ny fahagagana, raha anisan’ireo mpilaza ny marina ianao.
155قَالَ هَٰذِهِ نَاقَةٌ لَّهَا شِرْبٌ وَلَكُمْ شِرْبُ يَوْمٍ مَّعْلُومٍ
Niteny izy hoe : “Indro ny rameva vavy, ho azy ny anjara fisotroana amin’ny andro voatondro, ary ho anareo koa ny anjara fisotroana amin’ny andro hafa voatondro".
Ash-Shu'araFizahan-takila Koraña
227Andininy
MeccanRevelation
153Andininy
Fandikana — Ash-Shu'ara 153
Surah Ash-Shu'ara Andininy 153 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Niteny izy ireo hoe : “Ianao dia tena anisan’ireo olona…Surah Andininy 153/227 — Ash-Shu'ara الشعراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Ash-Shu'ara Henoy, Ash-Shu'ara Fandikana, Ash-Shu'ara mp3, Ash-Shu'ara pdf. Andininy 151–155. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








