Ash-Shu'ara · 180/227
Fandikana Fanononana — Ash-Shu'ara
وَمَا أَسْأَلُكُمْ عَلَيْهِ مِنْ أَجْرٍ ۖ إِنْ أَجْرِيَ إِلَّا عَلَىٰ رَبِّ الْعَالَمِينَ ۝١٨٠
Wa maaa as`alukum `alaihi min ajrin in ajriya illaa `alaa Rabbil `aalameen
📖 Dikany Malagasy
Ary tsy mangataka tambiny aminareo aho momba izany, tsy misy karama aho afa-tsy avy amin’ny Tompon’izao Tontolo izao.
🎧 Henoy

📜 Andininy 178-182 — Ash-Shu'ara

178إِنِّي لَكُمْ رَسُولٌ أَمِينٌ
Izaho dia Iraka mendri-pitokisana ho anareo !
179فَاتَّقُوا اللَّهَ وَأَطِيعُونِ
Ary matahora an’I Allah àry ianareo, ary mankatoava ahy.
180وَمَا أَسْأَلُكُمْ عَلَيْهِ مِنْ أَجْرٍ ۖ إِنْ أَجْرِيَ إِلَّا عَلَىٰ رَبِّ الْعَالَمِينَ
Ary tsy mangataka tambiny aminareo aho momba izany, tsy misy karama aho afa-tsy avy amin’ny Tompon’izao Tontolo izao.
181۞ أَوْفُوا الْكَيْلَ وَلَا تَكُونُوا مِنَ الْمُخْسِرِينَ
Manomeza fatra feno ianareo,fa azamanao ho isan'ieo mpanena fatra.
182وَزِنُوا بِالْقِسْطَاسِ الْمُسْتَقِيمِ
Ary mandanjà amin’ny fandanjana marina ianareo.
Ash-Shu'araFizahan-takila Koraña
227Andininy
MeccanRevelation
180Andininy

Fandikana — Ash-Shu'ara 180

Surah Ash-Shu'ara Andininy 180 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary tsy mangataka tambiny aminareo aho momba izany, tsy misy…

Surah Andininy 180/227 — Ash-Shu'ara الشعراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Ash-Shu'ara Henoy, Ash-Shu'ara Fandikana, Ash-Shu'ara mp3, Ash-Shu'ara pdf. Andininy 178–182. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers