Ash-Shu'ara · 198/227
Fandikana Fanononana — Ash-Shu'ara
وَلَوْ نَزَّلْنَاهُ عَلَىٰ بَعْضِ الْأَعْجَمِينَ ۝١٩٨
Wa law nazzalnaahu `alaa ba`dil a`jameen
📖 Dikany Malagasy
Ary raha nampidina an’izany tamin’ny olon-kafa tsy arabo Izahay.
🎧 Henoy

📜 Andininy 196-200 — Ash-Shu'ara

196وَإِنَّهُ لَفِي زُبُرِ الْأَوَّلِينَ
Ary izy io dia efa voarakitra mazava tsara ao anatin’ny soratra masin’ireo teo aloha.
197أَوَلَمْ يَكُن لَّهُمْ آيَةً أَن يَعْلَمَهُ عُلَمَاءُ بَنِي إِسْرَائِيلَ
Moa ve tsy famantarana ho azy ireo izany, fa ireo manam-pahaizan’ny zanak’Israely dia mahafantatra tsara izany ?
198وَلَوْ نَزَّلْنَاهُ عَلَىٰ بَعْضِ الْأَعْجَمِينَ
Ary raha nampidina an’izany tamin’ny olon-kafa tsy arabo Izahay.
199فَقَرَأَهُ عَلَيْهِم مَّا كَانُوا بِهِ مُؤْمِنِينَ
Ary novakiany tamin’izy ireo izany, dia tsy nino izany ihany izy ireo.
200كَذَٰلِكَ سَلَكْنَاهُ فِي قُلُوبِ الْمُجْرِمِينَ
Tahaka izany no nampidiranay azy (ny ahiahy) tao amin’ny fon’ireo mpanao heloka bevava.
Ash-Shu'araFizahan-takila Koraña
227Andininy
MeccanRevelation
198Andininy

Fandikana — Ash-Shu'ara 198

Surah Ash-Shu'ara Andininy 198 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary raha nampidina an’izany tamin’ny olon-kafa tsy arabo Izahay.

Surah Andininy 198/227 — Ash-Shu'ara الشعراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Ash-Shu'ara Henoy, Ash-Shu'ara Fandikana, Ash-Shu'ara mp3, Ash-Shu'ara pdf. Andininy 196–200. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers