Ash-Shu'ara · 89/227
Fandikana Fanononana — Ash-Shu'ara
إِلَّا مَنْ أَتَى اللَّهَ بِقَلْبٍ سَلِيمٍ ٨٩
Transliteration
Illaa man atal laaha biqalbin saleem
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Afa-tsy izay tonga eo anatrehan’I Allah miaraka amin’ny fo madio.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 87-91 — Ash-Shu'ara
87وَلَا تُخْزِنِي يَوْمَ يُبْعَثُونَ
Ary aza alaina baraka aho amin’ny andro hampitsanganana ireo maty.
88يَوْمَ لَا يَنفَعُ مَالٌ وَلَا بَنُونَ
Amin’ny andro izay tsy hitera-boka-tsoa, na ny harena na ny zanaka.
89إِلَّا مَنْ أَتَى اللَّهَ بِقَلْبٍ سَلِيمٍ
Afa-tsy izay tonga eo anatrehan’I Allah miaraka amin’ny fo madio.
90وَأُزْلِفَتِ الْجَنَّةُ لِلْمُتَّقِينَ
Ary hampanatonina ny Paradisa, ho an’ireo nanam-patahorana.
91وَبُرِّزَتِ الْجَحِيمُ لِلْغَاوِينَ
Ary haseho ny afobe, ho an’ireo very lalana.
Ash-Shu'araFizahan-takila Koraña
227Andininy
MeccanRevelation
89Andininy
Fandikana — Ash-Shu'ara 89
Surah Ash-Shu'ara Andininy 89 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Afa-tsy izay tonga eo anatrehan’I Allah miaraka amin’ny fo madio.Surah Andininy 89/227 — Ash-Shu'ara الشعراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Ash-Shu'ara Henoy, Ash-Shu'ara Fandikana, Ash-Shu'ara mp3, Ash-Shu'ara pdf. Andininy 87–91. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








