As-Saffat · 168/182
Fandikana Fanononana — As-Saffat
لَوْ أَنَّ عِندَنَا ذِكْرًا مِّنَ الْأَوَّلِينَ ۝١٦٨
Law anna `indana zikram minal awwaleen
📖 Dikany Malagasy
Raha nanana fampahatsiahivana avy tamin’ny razambenay izahay

🎧 Henoy


📜 Andininy 166-170 — As-Saffat

166وَإِنَّا لَنَحْنُ الْمُسَبِّحُونَ
Ary izahay no tena mpidera ny voninahitr’I Allah
167وَإِن كَانُوا لَيَقُولُونَ
Ary izy ireo dia tena manana fahazarana miteny hoe :
168لَوْ أَنَّ عِندَنَا ذِكْرًا مِّنَ الْأَوَّلِينَ
Raha nanana fampahatsiahivana avy tamin’ny razambenay izahay
169لَكُنَّا عِبَادَ اللَّهِ الْمُخْلَصِينَ
Dia tena efa lasa mpanompo voafidin’I Allah izahay!
170فَكَفَرُوا بِهِ ۖ فَسَوْفَ يَعْلَمُونَ
Tsy nino izany izy ireo ary dia ho fantatr’izy ireo tsy ho ela izany.
As-SaffatFizahan-takila Koraña
182Andininy
MeccanRevelation
168Andininy

Fandikana — As-Saffat 168

Surah As-Saffat Andininy 168 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Raha nanana fampahatsiahivana avy tamin’ny razambenay izahay

Surah Andininy 168/182 — As-Saffat الصافات (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: As-Saffat Henoy, As-Saffat Fandikana, As-Saffat mp3, As-Saffat pdf. Andininy 166–170. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers