As-Saffat · 169/182
Fandikana Fanononana — As-Saffat
لَكُنَّا عِبَادَ اللَّهِ الْمُخْلَصِينَ ۝١٦٩
Lakunna `ibaadal laahil mukhlaseen
📖 Dikany Malagasy
Dia tena efa lasa mpanompo voafidin’I Allah izahay!

🎧 Henoy


📜 Andininy 167-171 — As-Saffat

167وَإِن كَانُوا لَيَقُولُونَ
Ary izy ireo dia tena manana fahazarana miteny hoe :
168لَوْ أَنَّ عِندَنَا ذِكْرًا مِّنَ الْأَوَّلِينَ
Raha nanana fampahatsiahivana avy tamin’ny razambenay izahay
169لَكُنَّا عِبَادَ اللَّهِ الْمُخْلَصِينَ
Dia tena efa lasa mpanompo voafidin’I Allah izahay!
170فَكَفَرُوا بِهِ ۖ فَسَوْفَ يَعْلَمُونَ
Tsy nino izany izy ireo ary dia ho fantatr’izy ireo tsy ho ela izany.
171وَلَقَدْ سَبَقَتْ كَلِمَتُنَا لِعِبَادِنَا الْمُرْسَلِينَ
Ary efa nomenay ireo Iraka Mpanomponay ny Teninay,
As-SaffatFizahan-takila Koraña
182Andininy
MeccanRevelation
169Andininy

Fandikana — As-Saffat 169

Surah As-Saffat Andininy 169 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Dia tena efa lasa mpanompo voafidin’I Allah izahay!

Surah Andininy 169/182 — As-Saffat الصافات (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: As-Saffat Henoy, As-Saffat Fandikana, As-Saffat mp3, As-Saffat pdf. Andininy 167–171. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers