Al-An'am · 46/165
Fandikana Fanononana — Surah Al-An'am
قُلْ أَرَأَيْتُمْ إِنْ أَخَذَ اللَّهُ سَمْعَكُمْ وَأَبْصَارَكُمْ وَخَتَمَ عَلَىٰ قُلُوبِكُم مَّنْ إِلَٰهٌ غَيْرُ اللَّهِ يَأْتِيكُم بِهِ ۗ انظُرْ كَيْفَ نُصَرِّفُ الْآيَاتِ ثُمَّ هُمْ يَصْدِفُونَ ٤٦
Transliteration
Qul ara`aitum in akhazal laahu sam`akum wa absaarakum wa khatama `alaa quloobikum man ilaahun ghairul laahi yaateekum bih; unzur kaifa nusarriful Aayaati summa hum yasdifoon
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Teneno hoe : “Ahoana ny fahitanao? Raha esorin'I Allah ny fandrenesanareo sy ny fahitanareo ary hidiny ny fonareo, iza no Tompo ankoatr’I Allah no hamerina izany aminareo ?” Jereo, ahoana no hanazavanay ireo famantarana, nefa mbola mivily lalana ihany izy ireo.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 44-48 — Surah Al-An'am
44فَلَمَّا نَسُوا مَا ذُكِّرُوا بِهِ فَتَحْنَا عَلَيْهِمْ أَبْوَابَ كُلِّ شَيْءٍ حَتَّىٰ إِذَا فَرِحُوا بِمَا أُوتُوا أَخَذْنَاهُم بَغْتَةً فَإِذَا هُم مُّبْلِسُونَ
Rehefa nanadino izay nampahatsiahivina azy izy ireo dia nosokafanay ho azy ireo ny varavaran’ny zava-drehetra, ka rehefa faly tamin’izay nomena azy izy ireo dia noraisinay tampoka izy ireo, indro izy ireo fa tena diso fanantenana.
45فَقُطِعَ دَابِرُ الْقَوْمِ الَّذِينَ ظَلَمُوا ۚ وَالْحَمْدُ لِلَّهِ رَبِّ الْعَالَمِينَ
Ka notaperina ny sisa tavela tamin’ireo vahoaka mpanao ny tsy rariny, ary dera ho an’i Allah Tompon’izao Tontolo izao.
46قُلْ أَرَأَيْتُمْ إِنْ أَخَذَ اللَّهُ سَمْعَكُمْ وَأَبْصَارَكُمْ وَخَتَمَ عَلَىٰ قُلُوبِكُم مَّنْ إِلَٰهٌ غَيْرُ اللَّهِ يَأْتِيكُم بِهِ ۗ انظُرْ كَيْفَ نُصَرِّفُ الْآيَاتِ ثُمَّ هُمْ يَصْدِفُونَ
Teneno hoe : “Ahoana ny fahitanao? Raha esorin'I Allah ny fandrenesanareo sy ny fahitanareo ary hidiny ny fonareo, iza no Tompo ankoatr’I Allah no hamerina izany aminareo ?” Jereo, ahoana no hanazavanay ireo famantarana, nefa mbola mivily lalana ihany izy ireo.
47قُلْ أَرَأَيْتَكُمْ إِنْ أَتَاكُمْ عَذَابُ اللَّهِ بَغْتَةً أَوْ جَهْرَةً هَلْ يُهْلَكُ إِلَّا الْقَوْمُ الظَّالِمُونَ
Teneno hoe : “Ahoana ny fahitanareo raha tonga aminareo ny famaizan’I Allah na tampoka na ankarihary ? Iza moa no haringana raha tsy ireo vahoaka mpanao ny tsy rariny ihany
48وَمَا نُرْسِلُ الْمُرْسَلِينَ إِلَّا مُبَشِّرِينَ وَمُنذِرِينَ ۖ فَمَنْ آمَنَ وَأَصْلَحَ فَلَا خَوْفٌ عَلَيْهِمْ وَلَا هُمْ يَحْزَنُونَ
Ary tsy mandefa ireo Iraka maro Izahay raha tsy ho Mpilaza vaovao mahafaly sy ho Mpampitandrina, ka izay mino sy manarina ny tenany dia tsy hisy tahotra ary tsy halahelo koa izy ireo.
Al-An'amFizahan-takila Koraña
165Andininy
MeccanRevelation
46Andininy
Fandikana — Al-An'am 46
Surah Al-An'am Andininy 46 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Teneno hoe : “Ahoana ny fahitanao? Raha esorin'I Allah ny…Surah Andininy 46/165 — Surah Al-An'am الأنعام (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-An'am Henoy, Surah Al-An'am Fandikana, Surah Al-An'am mp3, Surah Al-An'am pdf. Andininy 44–48. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Monday, September 7, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








