Al-A'raf · 114/206
Fandikana Fanononana — Al-A'raf
قَالَ نَعَمْ وَإِنَّكُمْ لَمِنَ الْمُقَرَّبِينَ ١١٤
Transliteration
Qaala na`am wa innakum laminal muqarrabeen
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Niteny izy hoe : “Eny ! Ary tena ho isan’ireo akaiky ahy ianareo”.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 112-116 — Al-A'raf
112يَأْتُوكَ بِكُلِّ سَاحِرٍ عَلِيمٍ
Ho tonga eo aminao izy ireo miaraka amin’ny mpanao majika rehetra tena mahay”.
113وَجَاءَ السَّحَرَةُ فِرْعَوْنَ قَالُوا إِنَّ لَنَا لَأَجْرًا إِن كُنَّا نَحْنُ الْغَالِبِينَ
Ary tonga teo amin’i Faraona ireo mpanao majika ka niteny hoe : “Moa ve hisy valisoa ho anay raha izahay no mivoaka ho mpandresy ?”
114قَالَ نَعَمْ وَإِنَّكُمْ لَمِنَ الْمُقَرَّبِينَ
Niteny izy hoe : “Eny ! Ary tena ho isan’ireo akaiky ahy ianareo”.
115قَالُوا يَا مُوسَىٰ إِمَّا أَن تُلْقِيَ وَإِمَّا أَن نَّكُونَ نَحْنُ الْمُلْقِينَ
Niteny izy ireo nanao hoe : “O ry Mosesy ! Na ianao no hanipy na izahay no hanipy voalohany”.
116قَالَ أَلْقُوا ۖ فَلَمَّا أَلْقَوْا سَحَرُوا أَعْيُنَ النَّاسِ وَاسْتَرْهَبُوهُمْ وَجَاءُوا بِسِحْرٍ عَظِيمٍ
Niteny Izy nanao hoe : “Atsipio ny anareo”. Rehefa nanipy izy ireo, dia nanova ny mason’ireo olona izy ireo ary koa nampihorohoro azy ireo, ary tonga niaraka tamin’ny majika mahery vaika izy ireo.
Al-A'rafFizahan-takila Koraña
206Andininy
MeccanRevelation
114Andininy
Fandikana — Al-A'raf 114
Surah Al-A'raf Andininy 114 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Niteny izy hoe : “Eny ! Ary tena ho isan’ireo…Surah Andininy 114/206 — Al-A'raf الأعراف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-A'raf Henoy, Al-A'raf Fandikana, Al-A'raf mp3, Al-A'raf pdf. Andininy 112–116. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








