Al-A'raf · 115/206
Fandikana Fanononana — Al-A'raf
قَالُوا يَا مُوسَىٰ إِمَّا أَن تُلْقِيَ وَإِمَّا أَن نَّكُونَ نَحْنُ الْمُلْقِينَ ۝١١٥
Qaaloo yaa Moosaaa immaaa an tulqiya wa immaaa an nakoona nahnul mulqeen
📖 Dikany Malagasy
Niteny izy ireo nanao hoe : “O ry Mosesy ! Na ianao no hanipy na izahay no hanipy voalohany”.
🎧 Henoy

📜 Andininy 113-117 — Al-A'raf

113وَجَاءَ السَّحَرَةُ فِرْعَوْنَ قَالُوا إِنَّ لَنَا لَأَجْرًا إِن كُنَّا نَحْنُ الْغَالِبِينَ
Ary tonga teo amin’i Faraona ireo mpanao majika ka niteny hoe : “Moa ve hisy valisoa ho anay raha izahay no mivoaka ho mpandresy ?”
114قَالَ نَعَمْ وَإِنَّكُمْ لَمِنَ الْمُقَرَّبِينَ
Niteny izy hoe : “Eny ! Ary tena ho isan’ireo akaiky ahy ianareo”.
115قَالُوا يَا مُوسَىٰ إِمَّا أَن تُلْقِيَ وَإِمَّا أَن نَّكُونَ نَحْنُ الْمُلْقِينَ
Niteny izy ireo nanao hoe : “O ry Mosesy ! Na ianao no hanipy na izahay no hanipy voalohany”.
116قَالَ أَلْقُوا ۖ فَلَمَّا أَلْقَوْا سَحَرُوا أَعْيُنَ النَّاسِ وَاسْتَرْهَبُوهُمْ وَجَاءُوا بِسِحْرٍ عَظِيمٍ
Niteny Izy nanao hoe : “Atsipio ny anareo”. Rehefa nanipy izy ireo, dia nanova ny mason’ireo olona izy ireo ary koa nampihorohoro azy ireo, ary tonga niaraka tamin’ny majika mahery vaika izy ireo.
117۞ وَأَوْحَيْنَا إِلَىٰ مُوسَىٰ أَنْ أَلْقِ عَصَاكَ ۖ فَإِذَا هِيَ تَلْقَفُ مَا يَأْفِكُونَ
Ary nandefasanay hafatra i Mosesy nanao hoe : “Atsipio ny tehinao”. Dia indro izany fa nitsaingoka izay rehetra noforonin’izy ireo.
Al-A'rafFizahan-takila Koraña
206Andininy
MeccanRevelation
115Andininy

Fandikana — Al-A'raf 115

Surah Al-A'raf Andininy 115 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Niteny izy ireo nanao hoe : “O ry Mosesy !…

Surah Andininy 115/206 — Al-A'raf الأعراف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-A'raf Henoy, Al-A'raf Fandikana, Al-A'raf mp3, Al-A'raf pdf. Andininy 113–117. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers