Al-A'raf · 124/206
Fandikana Fanononana — Al-A'raf
لَأُقَطِّعَنَّ أَيْدِيَكُمْ وَأَرْجُلَكُم مِّنْ خِلَافٍ ثُمَّ لَأُصَلِّبَنَّكُمْ أَجْمَعِينَ ۝١٢٤
La uqatti`anna aidiyakum wa arjulakum min khilaafin summa la usallibannakum ajma`een
📖 Dikany Malagasy
Tena ho tapahako ny tananareo sy ny tongotrareo mifanohitra amin’ny andaniny, avy eo tena ho fantsihiko tokoa amin’ny hazo ianareo rehetra.
🎧 Henoy

📜 Andininy 122-126 — Al-A'raf

122رَبِّ مُوسَىٰ وَهَارُونَ
Tompon’i Mosesy sy Harona .
123قَالَ فِرْعَوْنُ آمَنتُم بِهِ قَبْلَ أَنْ آذَنَ لَكُمْ ۖ إِنَّ هَٰذَا لَمَكْرٌ مَّكَرْتُمُوهُ فِي الْمَدِينَةِ لِتُخْرِجُوا مِنْهَا أَهْلَهَا ۖ فَسَوْفَ تَعْلَمُونَ
Niteny i Faraona nanao hoe : “Mino Azy ve ianareo alohan’ny hanomezako alàlana anareo ? Marina fa izany dia tena tetika efa nomaninareo tany amin’ny tanàna mba hamoahanareo ny mponina ao aminy, ka ho fantatrareo tsara izany.
124لَأُقَطِّعَنَّ أَيْدِيَكُمْ وَأَرْجُلَكُم مِّنْ خِلَافٍ ثُمَّ لَأُصَلِّبَنَّكُمْ أَجْمَعِينَ
Tena ho tapahako ny tananareo sy ny tongotrareo mifanohitra amin’ny andaniny, avy eo tena ho fantsihiko tokoa amin’ny hazo ianareo rehetra.
125قَالُوا إِنَّا إِلَىٰ رَبِّنَا مُنقَلِبُونَ
Niteny izy ireo nanao hoe : “Tena marina fa any amin’ny tomponay no hiverenanay.
126وَمَا تَنقِمُ مِنَّا إِلَّا أَنْ آمَنَّا بِآيَاتِ رَبِّنَا لَمَّا جَاءَتْنَا ۚ رَبَّنَا أَفْرِغْ عَلَيْنَا صَبْرًا وَتَوَفَّنَا مُسْلِمِينَ
Ary tsy hamaly faty anay ianao afa-tsy noho izahay nino ireo famantarana avy amin’ny Tomponay rehefa tonga teo aminay izany.Tomponay o ! Arotsahy aminay ny faharetana ary ataovy ho maty am-panekena Anao tanteraka izahay”.
Al-A'rafFizahan-takila Koraña
206Andininy
MeccanRevelation
124Andininy

Fandikana — Al-A'raf 124

Surah Al-A'raf Andininy 124 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tena ho tapahako ny tananareo sy ny tongotrareo mifanohitra amin’ny…

Surah Andininy 124/206 — Al-A'raf الأعراف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-A'raf Henoy, Al-A'raf Fandikana, Al-A'raf mp3, Al-A'raf pdf. Andininy 122–126. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers