Al-Anfal · 22/75
Fandikana Fanononana — Surah Al-Anfal
۞ إِنَّ شَرَّ الدَّوَابِّ عِندَ اللَّهِ الصُّمُّ الْبُكْمُ الَّذِينَ لَا يَعْقِلُونَ ۝٢٢
Inna sharrad dawaaabbi `indal laahis summul bukmul lazeena laa ya`qiloon
📖 Dikany Malagasy
Ny zava-manan’aina mandeha amin’ny tany ratsy indrindra eo anatrehan’Allah, dia ny moana-marenina tsy misaina.

🎧 Henoy


📜 Andininy 20-24 — Surah Al-Anfal

20يَا أَيُّهَا الَّذِينَ آمَنُوا أَطِيعُوا اللَّهَ وَرَسُولَهُ وَلَا تَوَلَّوْا عَنْهُ وَأَنتُمْ تَسْمَعُونَ
O ianareo izay mino, ankatoavinareo I Allah sy ny Irany, aza miataka Aminy ianareo raha maheno izany.
21وَلَا تَكُونُوا كَالَّذِينَ قَالُوا سَمِعْنَا وَهُمْ لَا يَسْمَعُونَ
Ianareo dia aza manao tahak’ireo izay niteny hoe : “naheno izahay “, kanefa tsy maheno izy ireo.
22۞ إِنَّ شَرَّ الدَّوَابِّ عِندَ اللَّهِ الصُّمُّ الْبُكْمُ الَّذِينَ لَا يَعْقِلُونَ
Ny zava-manan’aina mandeha amin’ny tany ratsy indrindra eo anatrehan’Allah, dia ny moana-marenina tsy misaina.
23وَلَوْ عَلِمَ اللَّهُ فِيهِمْ خَيْرًا لَّأَسْمَعَهُمْ ۖ وَلَوْ أَسْمَعَهُمْ لَتَوَلَّوا وَّهُم مُّعْرِضُونَ
Ary raha mba nahita hatsarana tamin’izy ireo Allah, dia ho nataony nandre izy rehetra. Fa na dia nataony nandre aza izy ireo, dia ho tsy maintsy hanome lamosina, ary nihataka lavitra.
24يَا أَيُّهَا الَّذِينَ آمَنُوا اسْتَجِيبُوا لِلَّهِ وَلِلرَّسُولِ إِذَا دَعَاكُمْ لِمَا يُحْيِيكُمْ ۖ وَاعْلَمُوا أَنَّ اللَّهَ يَحُولُ بَيْنَ الْمَرْءِ وَقَلْبِهِ وَأَنَّهُ إِلَيْهِ تُحْشَرُونَ
O ianareo izay nino valio ny antson’I Allah sy ny Irany raha miantso anareo izy amin’izay mahavelona anareo, fantaro fa Allah dia manelanelana tokoa ny olombelona sy ny fony, any Aminy tokoa no hanangonana anareo.
Al-AnfalFizahan-takila Koraña
75Andininy
MedinanRevelation
22Andininy

Fandikana — Al-Anfal 22

Surah Al-Anfal Andininy 22 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ny zava-manan’aina mandeha amin’ny tany ratsy indrindra eo anatrehan’Allah, dia…

Surah Andininy 22/75 — Surah Al-Anfal الأنفال (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Anfal Henoy, Surah Al-Anfal Fandikana, Surah Al-Anfal mp3, Surah Al-Anfal pdf. Andininy 20–24. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers