Al-Layl · 17/21
Fandikana Fanononana — Surah Al-Layl
وَسَيُجَنَّبُهَا الْأَتْقَى ۝١٧
Wa sa yujannnabuhal atqaa
📖 Dikany Malagasy
Ary hanalavitra izany kosa ny be fahatahorana an'i Tompo Allah.

🎧 Henoy


📜 Andininy 15-19 — Surah Al-Layl

15لَا يَصْلَاهَا إِلَّا الْأَشْقَى
Ka tsy handoro afa-tsy ireo voahozona,
16الَّذِي كَذَّبَ وَتَوَلَّىٰ
Dia izay tsy nino sy nandà izany.
17وَسَيُجَنَّبُهَا الْأَتْقَى
Ary hanalavitra izany kosa ny be fahatahorana an'i Tompo Allah.
18الَّذِي يُؤْتِي مَالَهُ يَتَزَكَّىٰ
Dia izay manome ny hareny mba hanadiovana ny fanahiny,
19وَمَا لِأَحَدٍ عِندَهُ مِن نِّعْمَةٍ تُجْزَىٰ
Ary tsy misy na iza na iza eo anatrehany ka ahazo valim-pahasoavana.
Al-LaylFizahan-takila Koraña
21Andininy
MeccanRevelation
17Andininy

Fandikana — Al-Layl 17

Surah Al-Layl Andininy 17 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary hanalavitra izany kosa ny be fahatahorana an'i Tompo Allah.

Surah Andininy 17/21 — Surah Al-Layl الليل (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Layl Henoy, Surah Al-Layl Fandikana, Surah Al-Layl mp3, Surah Al-Layl pdf. Andininy 15–19. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers