Al-Hijr · 91/99
Fandikana Fanononana — Surah Al-Hijr
الَّذِينَ جَعَلُوا الْقُرْآنَ عِضِينَ ۝٩١
Allazeena ja`alul Quraana`ideen
📖 Dikany Malagasy
Ireo izay nanao ny Koroany ho singasingany maro (mikorontana mba hampisy ny fisalasalana).

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 89-93 — Surah Al-Hijr

89وَقُلْ إِنِّي أَنَا النَّذِيرُ الْمُبِينُ
Ary lazao hoe : “ Marina fa Izaho no ilay Mpampitandrina Miharihary ”.
90كَمَا أَنزَلْنَا عَلَى الْمُقْتَسِمِينَ
Tahaka ny nampidinanay (ny sazy) tamin’ireo izay tsy nino (tsy hanaraka ny Mpaminany).
91الَّذِينَ جَعَلُوا الْقُرْآنَ عِضِينَ
Ireo izay nanao ny Koroany ho singasingany maro (mikorontana mba hampisy ny fisalasalana).
92فَوَرَبِّكَ لَنَسْأَلَنَّهُمْ أَجْمَعِينَ
Ary mianiana amin’ny Tomponao ! Fa Izahay dia tena hanontany azy rehetra
93عَمَّا كَانُوا يَعْمَلُونَ
Amin’izay nataon’izy ireo.
Al-HijrFizahan-takila Koraña
99Andininy
MeccanRevelation
91Andininy

Fandikana — Al-Hijr 91

Surah Al-Hijr Andininy 91 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ireo izay nanao ny Koroany ho singasingany maro (mikorontana mba…

Surah Andininy 91/99 — Surah Al-Hijr الحجر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Hijr Henoy, Surah Al-Hijr Fandikana, Surah Al-Hijr mp3, Surah Al-Hijr pdf. Andininy 89–93. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Monday, September 28, 2026

Don't forget us in your sincere prayers