Ash-Shu'ara · 109/227
Fandikana Fanononana — Ash-Shu'ara
وَمَا أَسْأَلُكُمْ عَلَيْهِ مِنْ أَجْرٍ ۖ إِنْ أَجْرِيَ إِلَّا عَلَىٰ رَبِّ الْعَالَمِينَ ۝١٠٩
Wa maaa as`alukum `alaihi min ajrin in ajriya illaa `alaa Rabbil `aalameen
📖 Dikany Malagasy
Ary tsy mangataka tambiny aminareo aho momba izany, tsy mila tambiny aho afa-tsy avy amin’ny Tompon’izao tontolo izao.
🎧 Henoy

📜 Andininy 107-111 — Ash-Shu'ara

107إِنِّي لَكُمْ رَسُولٌ أَمِينٌ
Izaho dia Iraka mendri-pitokisana ho anareo !
108فَاتَّقُوا اللَّهَ وَأَطِيعُونِ
Ary matahora an’I Allah àry ianareo, ary ankatoavy aho.
109وَمَا أَسْأَلُكُمْ عَلَيْهِ مِنْ أَجْرٍ ۖ إِنْ أَجْرِيَ إِلَّا عَلَىٰ رَبِّ الْعَالَمِينَ
Ary tsy mangataka tambiny aminareo aho momba izany, tsy mila tambiny aho afa-tsy avy amin’ny Tompon’izao tontolo izao.
110فَاتَّقُوا اللَّهَ وَأَطِيعُونِ
Ary matahora an’I Allah àry ianareo, ary mankatoava ahy.
111۞ قَالُوا أَنُؤْمِنُ لَكَ وَاتَّبَعَكَ الْأَرْذَلُونَ
Niteny izy ireo hoe : “Moa ve hino anao izahay, nefa ireny olona ambany saranga indrindra ireny no manaraka anao ?”
Ash-Shu'araFizahan-takila Koraña
227Andininy
MeccanRevelation
109Andininy

Fandikana — Ash-Shu'ara 109

Surah Ash-Shu'ara Andininy 109 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary tsy mangataka tambiny aminareo aho momba izany, tsy mila…

Surah Andininy 109/227 — Ash-Shu'ara الشعراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Ash-Shu'ara Henoy, Ash-Shu'ara Fandikana, Ash-Shu'ara mp3, Ash-Shu'ara pdf. Andininy 107–111. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers