Ash-Shu'ara · 170/227
Fandikana Fanononana — Ash-Shu'ara
فَنَجَّيْنَاهُ وَأَهْلَهُ أَجْمَعِينَ ۝١٧٠
Fanajjainaahu wa ahlahooo ajma`een
📖 Dikany Malagasy
Ka navotanay àry izy sy ny fianakaviany rehetra.

🎧 Henoy


📜 Andininy 168-172 — Ash-Shu'ara

168قَالَ إِنِّي لِعَمَلِكُم مِّنَ الْقَالِينَ
Niteny izy (Lota) hoe : “Marina fa izaho dia anisan’ireo mankahala ny asa izay ataonareo".
169رَبِّ نَجِّنِي وَأَهْلِي مِمَّا يَعْمَلُونَ
Tompo o ! Avoty aho sy ny fianakaviako amin’izay ataon’izy ireo.
170فَنَجَّيْنَاهُ وَأَهْلَهُ أَجْمَعِينَ
Ka navotanay àry izy sy ny fianakaviany rehetra.
171إِلَّا عَجُوزًا فِي الْغَابِرِينَ
Afa-tsy vehivavy antitra iray anisan’ireo naringana.
172ثُمَّ دَمَّرْنَا الْآخَرِينَ
Avy eo dia nopotehinay koa ny sasany.
Ash-Shu'araFizahan-takila Koraña
227Andininy
MeccanRevelation
170Andininy

Fandikana — Ash-Shu'ara 170

Surah Ash-Shu'ara Andininy 170 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ka navotanay àry izy sy ny fianakaviany rehetra.

Surah Andininy 170/227 — Ash-Shu'ara الشعراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Ash-Shu'ara Henoy, Ash-Shu'ara Fandikana, Ash-Shu'ara mp3, Ash-Shu'ara pdf. Andininy 168–172. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers