Ash-Shu'ara · 212/227
Fandikana Fanononana — Surah Ash-Shu'ara
إِنَّهُمْ عَنِ السَّمْعِ لَمَعْزُولُونَ ٢١٢
Transliteration
Innahum `anis sam`i lama`zooloon
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Satria izy ireo dia tena nohalavirina amin’ny fihainoana (ny hafatra masina).
Additional reference in Kiswahili
M
Mishary Rashid Alafasy
✓
Mishary Rashid Alafasy
✓
M
Mahmoud Khalil Al-Husary
✓
Mahmoud Khalil Al-Husary
✓
A
Abdurrahman As-Sudais
✓
Abdurrahman As-Sudais
✓
M
Mohamed Siddiq Al-Minshawi
✓
Mohamed Siddiq Al-Minshawi
✓
A
Abdul Basit Abdul Samad
✓
Abdul Basit Abdul Samad
✓
A
Ali Al-Hudhaify
✓
Ali Al-Hudhaify
✓
A
Ahmed ibn Ali al-Ajamy
✓
Ahmed ibn Ali al-Ajamy
✓
A
Abu Bakr Ash-Shaatree
✓
Abu Bakr Ash-Shaatree
✓
M
Muhammad Ayyoub
✓
Muhammad Ayyoub
✓
A
Abdullah Basfar
✓
Abdullah Basfar
✓
A
Abdullah Al-Juhani
✓
Abdullah Al-Juhani
✓
M
Maher Al Muaiqly
✓
Maher Al Muaiqly
✓
0:00
0:00
📜 Andininy 210-214 — Surah Ash-Shu'ara
210وَمَا تَنَزَّلَتْ بِهِ الشَّيَاطِينُ
Ary tsy mba ireo satana no nidina niaraka tamin’ity (Kor’any ity).
211وَمَا يَنبَغِي لَهُمْ وَمَا يَسْتَطِيعُونَ
Ary tsy mendrika ho azy ireo izany, no sady tsy manam-pahefana (amin’izany) izy ireo.
212إِنَّهُمْ عَنِ السَّمْعِ لَمَعْزُولُونَ
Satria izy ireo dia tena nohalavirina amin’ny fihainoana (ny hafatra masina).
213فَلَا تَدْعُ مَعَ اللَّهِ إِلَٰهًا آخَرَ فَتَكُونَ مِنَ الْمُعَذَّبِينَ
Ka aoka ianao tsy hiantso Tompo hafa miaraka amin’I Allah, raha tsy izany dia ho anisan’ireo ho faizina ianao.
214وَأَنذِرْ عَشِيرَتَكَ الْأَقْرَبِينَ
Ary ampitandremo (ry Mohammady) ireo havanao akaiky.
Ash-Shu'araFizahan-takila Koraña
227Andininy
MeccanRevelation
212Andininy
Fandikana — Ash-Shu'ara 212
Surah Ash-Shu'ara Andininy 212 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Satria izy ireo dia tena nohalavirina amin’ny fihainoana (ny hafatra…Surah Andininy 212/227 — Surah Ash-Shu'ara الشعراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Ash-Shu'ara Henoy, Surah Ash-Shu'ara Fandikana, Surah Ash-Shu'ara mp3, Surah Ash-Shu'ara pdf. Andininy 210–214. Dikany Malagasy: Kiswahili.
Surah Ash-Shu'ara
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Monday, September 28, 2026
Don't forget us in your sincere prayers


