Ash-Shu'ara · 65/227
Fandikana Fanononana — Surah Ash-Shu'ara
وَأَنجَيْنَا مُوسَىٰ وَمَن مَّعَهُ أَجْمَعِينَ ۝٦٥
Wa anjainaa Moosaa wa mam ma`ahooo ajma`een
📖 Dikany Malagasy
Fa navotanay i Mosesy sy ireo izay niaraka taminy rehetra.

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 63-67 — Surah Ash-Shu'ara

63فَأَوْحَيْنَا إِلَىٰ مُوسَىٰ أَنِ اضْرِب بِّعَصَاكَ الْبَحْرَ ۖ فَانفَلَقَ فَكَانَ كُلُّ فِرْقٍ كَالطَّوْدِ الْعَظِيمِ
Ka nandefa fanambarana tamin’i Mosesy Izahay hoe : “Kapohy amin’ny tehinao ny ranomasina”. Dia nizara roa izany, ka toy ny tendrombohitra lehibe avo ny andaniny sy ny ankilany.
64وَأَزْلَفْنَا ثَمَّ الْآخَرِينَ
Ary nampanatoninay ny sasany (Faraona sy ny vahoakany)
65وَأَنجَيْنَا مُوسَىٰ وَمَن مَّعَهُ أَجْمَعِينَ
Fa navotanay i Mosesy sy ireo izay niaraka taminy rehetra.
66ثُمَّ أَغْرَقْنَا الْآخَرِينَ
Avy eo dia narendrikay ireo sasany.
67إِنَّ فِي ذَٰلِكَ لَآيَةً ۖ وَمَا كَانَ أَكْثَرُهُم مُّؤْمِنِينَ
Marina fa amin’izany dia misy fahagagana tokoa, nefa ny ankamaroan’izy ireo dia tsy mpino.
Ash-Shu'araFizahan-takila Koraña
227Andininy
MeccanRevelation
65Andininy

Fandikana — Ash-Shu'ara 65

Surah Ash-Shu'ara Andininy 65 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Fa navotanay i Mosesy sy ireo izay niaraka taminy rehetra.

Surah Andininy 65/227 — Surah Ash-Shu'ara الشعراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Ash-Shu'ara Henoy, Surah Ash-Shu'ara Fandikana, Surah Ash-Shu'ara mp3, Surah Ash-Shu'ara pdf. Andininy 63–67. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Tuesday, September 29, 2026

Don't forget us in your sincere prayers